Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 19:20 - DIEM PROTESTANTA

20 Dia hoy ilay lahiantitra taminy: –Ho aminao anie ny fiadanana! Izaho no hikarakara ny zavatra rehetra mety ilainao, fa tsy mahazo mandry eto an-kianja eto ianao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Dia hoy ilay lahiantitra: Fiadanana anie ho anao! Aoka ho adidiko izay rehetra ilainao fa aza mandry eto an-kianja eto!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Dia hoy ilay lahiantitra taminy: –Ho aminao anie ny fiadanana! Izaho no hikarakara ny zavatra rehetra mety ilainao, fa tsy mahazo mandry eto an-kianja eto ianao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 Dia hoy ilay anti-dahy: «Ho aminao anie ny fiadanana; ary hovononiko avokoa izay ilainao, fa aza mandry foana eto an-kianja».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Dia hoy ilay lehilahy anti-panahy: Fiadanana anie ho anao; aoka ho adidiko izay rehetra ilainao, fa aza mandry foana eto an-kianja.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Dia hoy ilay lehilahy anti-panahy: Fiadanana anie ho anao; aoka ho adidiko izay rehetra ilainao, fa aza mandry foana eto an-kianja.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 Dia hoy ilay lahiantitra: Fiadanana anie ho anao! Aoka ho adidiko izay rehetra ilainao fa aza mandry eto an-kianja eto!

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 19:20
15 Rohy Ifampitohizana  

Dia nivoaka hitsena azy i Davida ka nanao taminy hoe: –Raha fihavanana no ahatongavanareo atỳ amiko mba hanampy ahy, dia amin’ny foko tokoa no hikambanako aminareo; fa raha hamadika ahy kosa mba hanolotra ahy amin’ny fahavaloko, na tsy nanao an-keriny aza ny tanako, dia aoka ilay Andriamanitry ny razantsika no hijery sy hamaly anareo!


Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy mba fiadanana tahaka ny fanomezan’izao tontolo izao no omeko anareo. Aoka izay ny horohoro na ny tahotra ao am-ponareo.


mandraisa anjara amin’ny fanampiana ireo sahirana amin’ny samy vahoakan’Andriamanitra; mazotoa mandray vahiny.


Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy i Jesoa Kristy Tompo!


Aoka izay ampianarina ny tenin’Andriamanitra mba hanome ampahany amin’ny fananany rehetra ho an’izay mampianatra azy.


Tsarovy ny fampiantranoam-bahiny. Nisy tokoa izay mahavatra nanao izany ka hay anjely aza no nampandrosoiny nefa tsy fantany.


Mifampiantranoa ka aza asiana monomonona.


Rey anaka, aoka tsy ho tia amin’ny teny tsara lahatra fotsiny isika, fa ho tia amin’ny asa sy araka ny tena marina.


Hoy kosa ny TOMPO taminy; –Fiadanana anie ho aminao; aza matahotra, fa tsy ho faty ianao.


Izao no holazainareo aminy: «Ho taom-pahombiazana anie ity taona ity ho anao! Fiadanana anie ho aminao sy ho amin’ny fianakavianao ary ho amin’izay anananao rehetra!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra