Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 18:18 - DIEM PROTESTANTA

18 koa raha nahita iretsy nitsofoka tao an-trano naka ny sampy mbamin’ny efôda sy ny terafima ary ny sarivongana metaly narendrika izy, dia nanontany azy hoe: –Inona no ataonareo ao? Ka hoy iretsy taminy:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Niditra tao amin’ny tranon’i Mika ireo ka naka ny sarin-javatra voasokitra, ny efoda sy ny terafima ary ny sarin-javatra voarendrika. Dia hoy ilay mpisorona taminy: Inona no ataonareo eto?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 koa raha nahita iretsy nitsofoka tao an-trano naka ny sampy mbamin’ny efôda sy ny terafima ary ny sarivongana metaly narendrika izy, dia nanontany azy hoe: –Inona no ataonareo ao? Ka hoy iretsy taminy:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Nony tafiditra tao an-tranon’i Mikasy izy ireo, ka naka ny sarin-javatra voasikotra sy ny efôda ary ny terafima mbamin’ny zavatra anidina, dia hoy ilay mpisorona taminy: «Inona izato ataonareo?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Dia niditra tao an-tranon’i Mika ireo ka naka ny sarin-javatra voasokitra sy ny efoda sy ny terafima ary ny sarin-javatra an-idina. Ary hoy ny mpisorona taminy: Maninona hianareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Dia niditra tao an-tranon'i Mika ireo ka naka ny sarin-javatra voasokitra sy ny efoda sy ny terafima ary ny sarin-javatra an-idina. Ary hoy ny mpisorona taminy: Maninona ianareo?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Niditra tao amin’ny tranon’i Mika ireo ka naka ny sarin-javatra voasokitra, ny efoda sy ny terafima ary ny sarin-javatra voarendrika. Dia hoy ilay mpisorona taminy: Inona no ataonareo eto?

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 18:18
5 Rohy Ifampitohizana  

Niletsy sy nihareraka ireo andriamanitra ka tsy afa-mamonjy ny sarivongany intsony: na dia ny tenany aza lasan-ko babo.


Ry sabatra maranitra ô, kapao mihodin-kavanana sy mihodin-kavia, na aiza na aiza voatendry hamelezanao.


«Aza manao andriamani-tsiizy, aza manangana sarin-tsampy voasokitra na manao tsangambaton-tsampy, aza manorina vato voaravaka hiankohofana eo amin’ny taninareo; fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.


Ary niakatra izy dimy lahy nisafo ny faritr’i Laîsy ka nitsofoka tao an-trano ary naka ny sampy mbamin’ny efôda sy ny terafima ary ny sarivongana metaly narendrika. Ny mpisorona tamin’izay dia teo am-bavahadin’ny trano niaraka tamin’izy eninjato lahy nirongo fiadiana;


–Mangina ianao, ary tampeno ny vava! Andeha hiaraka aminay, dia ho mpisoron’ny fokonay ianao. Sa inona no tianao kokoa? Ho mpisorona amin’ny ankohonan’olon-tokana ve sa ho mpisorona amina tarika na foko israelita iray manontolo?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra