Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 18:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Tamin’izay kosa ireo vatan-dehilahy danita eninjato nirongo fiadiana dia niatrana teo am-bavahadin’ny trano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Ary ny eninjato lahy efa voaomana tamin’ny fiadiany izay avy tamin’ny taranak’i Dana, dia nijanona teo anoloan’ny vavahady.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Tamin’izay kosa ireo vatan-dehilahy danita eninjato nirongo fiadiana dia niatrana teo am-bavahadin’ny trano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 fa izy enin-jato lahy, samy vonom-piadiana fanao an’ady avy amin’ny fokon’i Dana, nijanona teo anoloan’ny vavahady.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary ny enin-jato lahy efa voaomana tamin’ny fiadiany, izay avy tamin’ny taranak’i Dana, dia nijanona teo anoloan’ny vavahady.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary ny enin-jato lahy efa voaomana tamin'ny fiadiany, izay avy tamin'ny taranak'i Dana, dia nijanona teo anoloan'ny vavahady.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Ary ny eninjato lahy efa voaomana tamin’ny fiadiany izay avy tamin’ny taranak’i Dana, dia nijanona teo anoloan’ny vavahady.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 18:16
3 Rohy Ifampitohizana  

Dia niala tao Tsorehà sy Estaôla ny vatan-dehilahy eninjato avy tamin’ny fokon’i Dana sady nirongo fiadiana.


Ary nanatona izy dimy lahy dia niditra tao an-tranon’i Mikà nisy ilay tovolahy levita ary niarahaba azy.


Ary niakatra izy dimy lahy nisafo ny faritr’i Laîsy ka nitsofoka tao an-trano ary naka ny sampy mbamin’ny efôda sy ny terafima ary ny sarivongana metaly narendrika. Ny mpisorona tamin’izay dia teo am-bavahadin’ny trano niaraka tamin’izy eninjato lahy nirongo fiadiana;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra