Mpitsara 18:15 - DIEM PROTESTANTA15 Ary nanatona izy dimy lahy dia niditra tao an-tranon’i Mikà nisy ilay tovolahy levita ary niarahaba azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Dia nivily tao izy ireo ka tonga tao amin’ny tranon’ilay zatovo levita, tao an-tranon’i Mika, dia niarahaba azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Ary nanatona izy dimy lahy dia niditra tao an-tranon’i Mikà nisy ilay tovolahy levita ary niarahaba azy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika15 Dia nivily nankeo izy, ka niditra tao amin’ny tranon’ilay tovolahy Levita, dia ny tranon’i Mikasy, sy nanao akory azy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Dia nivily tao izy ka tonga tao an-tranon’ilay Levita zatovo, dia tao an-tranon’i Mika, ka niarahaba azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Dia nivily tao izy ka tonga tao an-tranon'ilay Levita zatovo, dia tao an-tranon'i Mika, ka niarahaba azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Dia nivily tao izy ireo ka tonga tao amin’ny tranon’ilay zatovo levita, tao an-tranon’i Mika, dia niarahaba azy. Jereo ny toko |