Mpitsara 16:19 - DIEM PROTESTANTA19 Nampatorin’i Delilà teo am-pofoany i Samsôna ary niantso lehilahy iray izy hanety ireo randrana fito teo amin’ny volon-dohany. Dia nanomboka nihanalemy i Samsôna satria niala taminy tokoa ny heriny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Ary nampatory an’i Samsona teo an-dohaliny Ravehivavy dia niantso lehilahy izay nanaratra ny randrana fito tamin’ny lohany; dia nanomboka nampietry azy izy satria niala taminy ny heriny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Nampatorin’i Delilà teo am-pofoany i Samsôna ary niantso lehilahy iray izy hanety ireo randrana fito teo amin’ny volon-dohany. Dia nanomboka nihanalemy i Samsôna satria niala taminy tokoa ny heriny. Jereo ny tokoBaiboly Katolika19 Ary nampatoriny teo an-dohaliny izy ka niantso ilay lehilahy dia nampanàra ny foto-bolo fito amin’ny lohan’i Samsôna dia niantomboka tamin’izay ny namolahany azy, ary niala taminy ny heriny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Ary ravehivavy nanondana an’i Samsona hatory teo an-dohaliny dia niantso lehilahy ka nanaratra ny foto-bolo fito amin’ny lohany; dia vao izay no nampietry azy izy, satria niala taminy ny heriny. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Ary ravehivavy nanondana an'i Samsona hatory teo an-dohaliny, dia niantso lehilahy ka nanaratra ny foto-bolo fito amin'ny lohany; dia vao izay no nampietry azy izy, satria niala taminy ny heriny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Ary nampatory an’i Samsona teo an-dohaliny Ravehivavy dia niantso lehilahy izay nanaratra ny randrana fito tamin’ny lohany; dia nanomboka nampietry azy izy satria niala taminy ny heriny. Jereo ny toko |
Takatr’i Delilà tamin’izay fa nambaran’i Samsôna azy ny tsiambaratelo rehetra tao am-pony, koa nandefa iraka izy hiantso ireo mpanjaka filistinina sy hilaza aminy hoe: –Tongava amin’izay ianareo amin’ity indray mandeha ity, fa efa nambaran’i Samsôna ahy ny tsiambaratelo rehetra tao am-pony. Dia nankany amin’ilay vehivavy ireo mpanjaka filistinina ary nanome azy ny vola.