Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 15:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Nony afaka andro vitsivitsy, tamin’ny fotoam-pijinjana varimbazaha, dia nandeha nitsidika ny vadiny i Samsôna, ka nitondra zanak’osy ho azy. Ary nangataka izy mba hahazo hiditra ao amin’ny efitrano misy ny vadiny, fa nolavin’ny rafozan-dahiny

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Andro vitsivitsy tatỳ aoriana, tamin’ny taom-pijinjana ny varimbazaha, dia nitondra zanak’osy i Samsona hoentiny mamangy ny vadiny ka hoy izy: Hiditra ao amin’ny vadiko ao an’efitrano aho. Nefa tsy namela azy hiditra ny rafozany,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Nony afaka andro vitsivitsy, tamin’ny fotoam-pijinjana varimbazaha, dia nandeha nitsidika ny vadiny i Samsôna, ka nitondra zanak’osy ho azy. Ary nangataka izy mba hahazo hiditra ao amin’ny efitrano misy ny vadiny, fa nolavin’ny rafozan-dahiny

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Nony afaka kelikely, tamin’ny fotoam-pijinjam-bary dia nandeha hamangy ny vadiny i Samsôna, nitondra zanak’osy anankiray ka nanao hoe: «Te-hiditra ao amin’ny vadiko ao an’efitranony aho.» Fa tsy navelan-drainy hiditra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 Ary nony afaka kelikely, tamin’ny taom-pijinjana ny vary tritika, dia nitondra zanak’osy Samsona ho entiny mamangy ny vadiny, ka hoy izy: Hiditra ao amin’ny vadiko ao an-efi-trano aho. Nefa tsy namela azy hiditra ny rafozany,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary nony afaka kelikely, tamin'ny taom-pijinjana ny vary tritika, dia nitondra zanak'osy Samsona ho entiny mamangy ny vadiny, ka hoy izy: Hiditra ao amin'ny vadiko ao an-efi-trano aho. Nefa tsy namela azy hiditra ny rafozany,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Andro vitsivitsy tatỳ aoriana, tamin’ny taom-pijinjana ny varimbazaha, dia nitondra zanak’osy i Samsona hoentiny mamangy ny vadiny ka hoy izy: Hiditra ao amin’ny vadiko ao an’efitrano aho. Nefa tsy namela azy hiditra ny rafozany,

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 15:1
5 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa afaka izany, dia hoy i Jakôba tamin’i Labàna: –Aiza amin’izay ny vadiko hampakariko, fa efa tapitra ny fe-potoana.


Dia hoy i Joda hoe: –Handefasako zanak’osy avy amin’ny andian’ondry aman’osiko ianao. Fa namaly ravehivavy hoe: –Eny, raha omenao antoka aho mandra-pandefanao ny zanak’osy.


Tamin’izany fotoana izany no nisian’ireo rapeton’olona goavambe teto an-tany, ary mbola nisy koa aza tonga taty aoriana izay teraka avy tamin’ny fifanambadian’ireo zanakalahin’andriamanitra sy ny zanakavavin’ny olombelona. Izy ireny no olo-mahery sady lehilahy nanan-daza fahagola.


Fa hoy izy tamin-drainy: «Jereo ange! Taona firifiry moa izay no nanompoako anao ary tsy mbola nandika ny didinao na oviana na oviana aho; kanefa dia nofy izany hoe mba nomenao zanak’osy iray hiarahako mihinana sy mifaly amin’ny sakaizako.


Mety hisy lehilahy mampaka-bady ary miray aminy. Avy eo dia tsy tiany indray ravehivavy,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra