Mpitsara 14:20 - DIEM PROTESTANTA20 Fa ilay vadiny kosa dia nomena ho vadin’ny tovolahy naman’i Samsôna sady mpandahatra ny fanasàny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Ary ny vadiny dia lasan’ny namany izay efa nataony sakaizany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Fa ilay vadiny kosa dia nomena ho vadin’ny tovolahy naman’i Samsôna sady mpandahatra ny fanasàny. Jereo ny tokoBaiboly Katolika20 Ary ny vadiny lasan’ny anankiray amin’ireo namany izay nofidiny ho sakaizany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary ny vadiny dia lasan’ny namany, izay efa nataony sakaizany. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary ny vadiny dia lasan'ny namany, izay efa nataony sakaizany. Jereo ny toko |