Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 14:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Dia nandeha nanao an-dranomaso tamin’i Samsôna ny vadiny ka nanao hoe: –Halanao aho fa tsy tianao akory! Nisy ankamantatra nataonao tamin’ny mpiray firenena amiko nefa tsy mba nilazanao ny valiny aho. Ka hoy i Samsôna hoe: –Tsy nilazako ny valiny na dia ny ray aman-dreniko aza, koa ahoana moa no hilazako azy aminao?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Ary nitomany ny vadin’i Samsona sady nanjohy azy ka niteny hoe: Halanao aho fa tsy tianao akory; nanao ankamantatra tamin’ny zanaky ny fireneko ianao nefa tsy nolazainao tamiko ny heviny! Fa hoy i Samsona taminy: Indro, na dia ny raiko sy ny reniko aza tsy nilazako azy, koa ianao va no hilazako azy?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Dia nandeha nanao an-dranomaso tamin’i Samsôna ny vadiny ka nanao hoe: –Halanao aho fa tsy tianao akory! Nisy ankamantatra nataonao tamin’ny mpiray firenena amiko nefa tsy mba nilazanao ny valiny aho. Ka hoy i Samsôna hoe: –Tsy nilazako ny valiny na dia ny ray aman-dreniko aza, koa ahoana moa no hilazako azy aminao?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Dia nitomany teo anilan’i Samsôna ny vavy, ka nanao taminy hoe: «Halanao mihitsy aho fa tsy tianao akory; nanao ankamantatra tamin’ny zanaky ny fireneko ianao, nefa tsy mba nolazainao tamiko ny hevitr’izany». Fa hoy ny navaliny azy: «Ikaky sy ineny aza tsy nilazako azy, ka ianao indray ve no hilazako?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary ny vadin’i Samsona dia nitomany teo anatrehany ka nanao hoe: Halanao aho, fa tsy tianao tsy akory; efa nanao fampanonona tamin’ny zanaky ny fireneko hianao, nefa tsy nolazainao tamiko ny heviny. Fa hoy izy taminy: Indro, na dia ny raiko sy ny reniko aza tsy nilazako azy, ka hianao va no hilazako?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary ny vadin'i Samsona dia nitomany teo anatrehany ka nanao hoe: Halanao aho, fa tsy tianao tsy akory; efa nanao fampanonona tamin'ny zanaky ny fireneko ianao, nefa tsy nolazainao tamiko ny heviny. Fa hoy izy taminy: Indro, na dia ny raiko sy ny reniko aza tsy nilazako azy, ka ianao va no hilazako?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Ary nitomany ny vadin’i Samsona sady nanjohy azy ka niteny hoe: Halanao aho fa tsy tianao akory; nanao ankamantatra tamin’ny zanaky ny fireneko ianao nefa tsy nolazainao tamiko ny heviny! Fa hoy i Samsona taminy: Indro, na dia ny raiko sy ny reniko aza tsy nilazako azy, koa ianao va no hilazako azy?

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 14:16
4 Rohy Ifampitohizana  

Izany no handaozan’ny lehilahy ny rainy sy ny reniny ka hifikirany amin’ny vadiny, ary hanjary tena iray ihany izy roa.


Dia nanjohy azy tamin-dranomaso ny vadiny tao anatin’ireo andro fito fanasana; ka tamin’ny andro fahafito, dia nilazan’i Samsôna ny valin’ny ankamantatra izy satria fatra-panao lemozy taminy. Avy eo ravehivavy dia nampita izany tamin’ny mpiray firenena aminy.


Ary hoy i Delilà taminy: –Ahoana no ilazanao fa tia ahy ianao, kanefa ianao tsy matoky ahy akory? Indro efa intelo izao ianao no namitaka ahy ka tsy mbola nampahalala ahy ihany izay iavian’ny herinao lehibe.


Ary rehefa nanao lemozy toy izany isan’andro ilay ramatoa ka nahasosotra azy, dia tofoka loatra i Samsôna;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra