Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 14:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Raha tsy izany kosa, dia ianareo no hanome ahy lobaka telopolo tsara tarehy sy akanjo telopolo fitondra mianjaika. Ka hoy ny navaliny azy: –Ataovy àry ny ankamantatrao, fa mihaino anao izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Fa raha tsy mahalaza amiko kosa ny valiny ianareo dia homenareo lobaka telopolo sy akanjo intelopolo miova aho. Dia hoy izy ireo: Lazao ary ny ankamantatra fa mihaino izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Raha tsy izany kosa, dia ianareo no hanome ahy lobaka telopolo tsara tarehy sy akanjo telopolo fitondra mianjaika. Ka hoy ny navaliny azy: –Ataovy àry ny ankamantatrao, fa mihaino anao izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Fa raha tsy mahalaza ny heviny amiko kosa ianareo, dia ianareo no hanome ahy ny akanjo lobaka telopolo sy akanjo telopolo atao fanovana».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Fa raha tsy mahalaza amiko kosa hianareo, dia homenareo lobaka telo-polo sy akanjo intelo-polo miova aho. Dia hoy izy ireo: Ataovy ary ny fampanonona mba hohenoinay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Fa raha tsy mahalaza amiko kosa ianareo, dia homenareo lobaka telo-polo sy akanjo intelo-polo miova aho. Dia hoy izy ireo: Ataovy ary ny fampanonona mba hohenoinay.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Fa raha tsy mahalaza amiko kosa ny valiny ianareo dia homenareo lobaka telopolo sy akanjo intelopolo miova aho. Dia hoy izy ireo: Lazao ary ny ankamantatra fa mihaino izahay.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 14:13
2 Rohy Ifampitohizana  

Ary i Samsôna nilaza tamin’ireo hoe: –Hanao ankamantatra aminareo aho. Koa raha milaza ny valiny amiko ato anatin’ny fito andro fanaovam-panasàna ianareo, dia homeko lobaka telopolo tsara tarehy sy akanjo telopolo fitondra mianjaika.


Dia hoy i Samsôna taminy: –Inona àry izany? Ilay mihinana no ipoiran’ny hanina, ilay mahery no ipoiran’ny mamy. Tapitra ny telo andro, nefa mbola tsy nahalaza ny valin’ilay ankamantatra ihany ireo tovolahy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra