Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 13:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Fony i Samsôna tao an-tobin’i Dana, teo anelanelan’i Tsôrehà sy i Estaôla, no nanomboka nanetsika azy ny Fanahin’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Dia nanomboka nanetsika azy ny Fanahin’NY TOMPO tany Mahane-Dana, teo anelanelan’i Zora sy i Estaola.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Fony i Samsôna tao an-tobin’i Dana, teo anelanelan’i Tsôrehà sy i Estaôla, no nanomboka nanetsika azy ny Fanahin’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Dia nanomboka nitaona azy ho any Makaneha-Dana anelanelan’i Saraà sy i Estaola ny fanahin’i Iaveh.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Dia niantomboka nanindry azy indraindray ny Fanahin’i Jehovah tany Mahane-dana, teo anelanelan’i Zora sy Estaola.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Dia niantomboka nanindry azy indraindray ny Fanahin'i Jehovah tany Mahane-dana, teo anelanelan'i Zora sy Estaola.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 Dia nanomboka nanetsika azy ny Fanahin’NY TOMPO tany Mahane-Dana, teo anelanelan’i Zora sy i Estaola.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 13:25
13 Rohy Ifampitohizana  

Ary dia notarihin’ny Fanahin’Andriamanitra hankany an-taniefitra i Jesoa, mba halain’ny devoly fanahy.


Ilay nirahin’Andriamanitra manko no milaza ny tenin’Andriamanitra, satria tsy misy fetrany no anomezan’Andriamanitra Azy ny Fanahy Masina.


Ireto avy kosa ireo tanàna teo amin’ny lemak’i Sefelà: i Estaôla, i Tsôrehà, i Adenà,


Ny velaran-taniny dia mahafaoka an’ireto tanàna ireto: i Tsôrehà, i Estaôla, i Hira-Semesy,


Ary nirotsaka tao amin’i Jiftà ny Fanahin’ny TOMPO, dia nandeha nitety ny faritanin’i Gilehada sy i Manase izy, ary tonga tao Mitsepà any Gilehada mba hiampita ho any amin’ny faritanin’ny Hamônita.


Ary nidina nankany Timnà i Samsôna ka nahatsikaritra tovovavy filistinina iray tao.


Dia nilatsaka tamin’i Samsôna ny Fanahin’ny TOMPO, ka lasa nidina tany Askelôna izy. Namono nahafaty telopolo lahy tao izy ka naka ny fitafiany ary nanome ireny ho an’ireo nilaza ny valin’ny ankamantatra. Ary nirehi-pahatezerana i Samsôna ka niakatra nody tany amin’ny rainy.


Ary nidina ireo rahalahin’i Samsôna sy ny fianakavian-drainy mba haka ny fatiny. Dia nentiny niakatra izy ka naleviny tao am-pasan’i Manôà rainy, teo anelanelan’i Tsôrehà sy i Estaôla. I Samsôna no nitondra ny Israelita nandritra ny roapolo taona.


Koa nifidy lehilahy dimy mahery fo indrindra tao amin’ny fokony izy ary naniraka azy mba hijery tsara ny tany manomboka hatreo Tsôrehà ka hatrany Estaôla. Tonga hatrany amin’ny faritra be tendrombohitra any Efraîma izy ireo ary tafapaka teo akaikin’ny tranon’i Mikà ary nandry teo.


Dia nitoetra tao aminy ny Fanahin’ny TOMPO, ka nitondra ny Israelita izy. Ary niainga hiady i Hôtniela; dia natolotry ny TOMPO teo an-tanany i Kosàna-Risehataîma mpanjakan’i Mezôpôtamia ka resiny.


Fa notsindrian’ny Fanahin’ny TOMPO i Gidehôna, dia nitsoka trompetra mba hiantso ny vatan-dehilahy tao amin’ny tarika abihezerita hanaraka azy.


Raha nandre izany i Saoly, dia nilatsahan’ny Fanahin’Andriamanitra, ary nirehi-pahatezerana mafy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra