Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 13:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Ary nitera-dahy ny vadin’i Manôà ka ny anarany nataony hoe Samsôna. Dia nihalehibe ny zaza, ary ny TOMPO nitahy azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Ary niteraka zazalahy Ravehivavy ka ny anarany nataony hoe Samsona. Dia nitombo ny zaza ary NY TOMPO nitahy azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Ary nitera-dahy ny vadin’i Manôà ka ny anarany nataony hoe Samsôna. Dia nihalehibe ny zaza, ary ny TOMPO nitahy azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 Ary tera-dahy ravehivavy, ka nataony hoe Samsôna no anarany. Dia nitombo ny zaza, sady notahin’i Iaveh.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Ary niteraka zazalahy ravehivavy, ka ny anarany nataony hoe Samsona; dia nitombo ny zaza, ary Jehovah nitahy azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Ary niteraka zazalahy ravehivavy, ka ny anarany nataony hoe Samsona; dia nitombo ny zaza, ary Jehovah nitahy azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Ary niteraka zazalahy Ravehivavy ka ny anarany nataony hoe Samsona. Dia nitombo ny zaza ary NY TOMPO nitahy azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 13:24
6 Rohy Ifampitohizana  

Nitombo sy nihanahery ilay zaza, ary nitoetra tany an-taniefitra mandra-pisehony tamin’ny vahoaka Israely.


Ary nitombo fahendrena sy taona i Jesoa sady nandroso nahatehotia tamin’Andriamanitra sy ny olona.


Ary inona koa no holazaiko? Tsy hanam-potoana aho raha hilazalaza momba an-dry i Gidehôna sy i Baràka, ry i Samsôna sy i Jeftà, ry i Davida sy i Samoela ary ny mpaminany.


Ary notahin’ny TOMPO i Hanà, dia nanan-janaka ary niteraka lahy telo sy vavy roa. Fa i Samoela kosa tamin’izay dia nitombo teo anatrehan’ny TOMPO.


Ary nitombo tena i Samoela kely sady nandroso nahatehotia tamin’ny TOMPO sy ny olona.


Ary nihalehibe i Samoela sady nomba azy ny TOMPO; ka tsy nisy tsy tanteraka izay teny rehetra nasainy nambaran’i Samoela.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra