Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 13:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Ary hoy ilay anjelin’ny TOMPO taminy: –Ahoana moa no anontanianao ny anarako? Anarana mahagaga izany!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Hoy ilay Anjelin’NY TOMPO taminy: Nahoana no manontany ny anarako ianao? Anarana mahagaga izany!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Ary hoy ilay anjelin’ny TOMPO taminy: –Ahoana moa no anontanianao ny anarako? Anarana mahagaga izany!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Ary hoy ny navalin’ilay Anjelin’i Iaveh azy: «Ahoana no anontanianao ahy ny anarako? Mahagaga no izy».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Ary hoy Ilay Anjelin’i Jehovah taminy: Nahoana no manontany ny anarako hianao? fa anarana mahagaga izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Ary hoy Ilay Anjelin'i Jehovah taminy: Nahoana no manontany ny anarako ianao? Fa anarana mahagaga izany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Hoy ilay Anjelin’NY TOMPO taminy: Nahoana no manontany ny anarako ianao? Anarana mahagaga izany!

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 13:18
7 Rohy Ifampitohizana  

Dia nanohy ny teniny izy hoe: –Tsy hantsoina hoe Jakôba intsony ianao fa hatao hoe Israely, satria efa nitolona tamin’Andriamanitra sy tamin’ny olona ianao ka nandresy.


Dia nanontany kosa i Jakôba hoe: –Mba lazao ahy, azafady, ny anaranao! Ary hoy izy hoe: –Ahoana no anontanianao ny anarako? Dia notsofiny rano teo i Jakôba.


Avy eo ry i Jesoa sy i Kadmiela, i Banỳ sy i Hasabneià, i Serebià sy i Hôdià, ary i Sebanià sy i Petahià, izay samy levita, dia niteny hoe: –Mitsangàna ka ankalazao ny TOMPO, ilay Andriamanitrareo hatrizay ka ho mandrakizay! «Hankalazaina anie, TOMPO ô, ny anaranao malaza izay ambonin’ny fisaorana sy fiderana rehetra!


Mitandrema tsara eo anatrehany ka henoy izay lazainy, ary aza manohitra azy; fa tsy mahazaka fikomiana izy, satria mitondra ny anarako.


Satria misy zaza teraka ho antsika, zazalahy no omena antsika; eny an-tsorony ny mari-piandrianany, ary ny anaram-boninahiny dia hatao hoe: Mpitondra mahay, Andriamanitra mahery, Ray mandrakizay, Andriana mitondra ny fiadanana.


Hanao izay hanitarana ny fahefàny izy ary hampisy fiadanana tsy misy fetra. Ny sezafiandrianan’i Davida no hipetrahany ary ny fanjakany no hofeheziny ka haoriny sy hohamafisiny amin’ny rariny sy ny hitsiny, hatramin’izao ka ho mandrakizay. Izany no hotanterahin’ny TOMPOn’izao rehetra izao, vokatry ny firedaredam-pitiavany.


Dia nody tany an-tranony ravehivavy ka niteny tamin’ny vadiny hoe: –Nisy lehilahin’Andriamanitra tonga tamiko. Toa anjelin’Andriamanitra no fijery azy satria nahatahotra mihitsy izy. Tsy nanontaniako izay niaviany ary tsy nambarany ahy ny anarany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra