Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 13:17 - DIEM PROTESTANTA

17 ka nanontaniany hoe: –Iza moa no anaranao mba hanomezanay voninahitra anao, rehefa tanteraka ny teninao?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Dia hoy i Manoa tamin’ilay Anjelin’NY TOMPO: Iza moa no anaranao mba hanomezanay voninahitra Anao, rehefa tanteraka ny teninao?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 ka nanontaniany hoe: –Iza moa no anaranao mba hanomezanay voninahitra anao, rehefa tanteraka ny teninao?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Ka hoy i Manôe tamin’ilay Anjelin’i Iaveh: «Iza moa no anaranao; mba hanomezanay voninahitra anao, rehefa tanteraka ny teninao?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Dia hoy Manoa tamin’Ilay Anjelin’i Jehovah: Iza moa no anaranao, mba hanomezanay voninahitra Anao, rehefa tanteraka ny teninao?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Dia hoy Manoa tamin'Ilay Anjelin'i Jehovah: Iza moa no anaranao, mba hanomezanay voninahitra Anao, rehefa tanteraka ny teninao?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Dia hoy i Manoa tamin’ilay Anjelin’NY TOMPO: Iza moa no anaranao mba hanomezanay voninahitra Anao, rehefa tanteraka ny teninao?

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 13:17
3 Rohy Ifampitohizana  

Dia nanohy ny teniny izy hoe: –Tsy hantsoina hoe Jakôba intsony ianao fa hatao hoe Israely, satria efa nitolona tamin’Andriamanitra sy tamin’ny olona ianao ka nandresy.


Dia nanontany kosa i Jakôba hoe: –Mba lazao ahy, azafady, ny anaranao! Ary hoy izy hoe: –Ahoana no anontanianao ny anarako? Dia notsofiny rano teo i Jakôba.


Ary hoy ilay anjelin’ny TOMPO taminy: –Ahoana moa no anontanianao ny anarako? Anarana mahagaga izany!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra