Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 13:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Dia hoy ilay anjelin’ny TOMPO tamin’i Manôà: –Tokony hotandreman’ny vadinao avokoa izay rehetra nolazaiko taminy:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Hoy ilay iraky NY TOMPO tamin’i Manoa: Izay rehetra nolazaiko tamin-dRavehivavy dia aoka hotandremany avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Dia hoy ilay anjelin’ny TOMPO tamin’i Manôà: –Tokony hotandreman’ny vadinao avokoa izay rehetra nolazaiko taminy:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Ka hoy ny navalin’ilay Anjelin’i Iaveh an’i Manôe: «Hifady izay rehetra voalazako taminy ravehivavy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ary hoy Ilay Anjelin’i Jehovah tamin’i Manoa: Izay rehetra efa nolazaiko tamin-dravehivavy dia aoka hotandremany avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ary hoy Ilay Anjelin'i Jehovah tamin'i Manoa: Izay rehetra efa nolazaiko tamin-dravehivavy dia aoka hotandremany avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Hoy ilay iraky NY TOMPO tamin’i Manoa: Izay rehetra nolazaiko tamin-dRavehivavy dia aoka hotandremany avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 13:13
4 Rohy Ifampitohizana  

Tao izy no nisehoan’ny anjelin’ny TOMPO tanaty lelafo teo afovoan’ny roimemy anankiray. Hitan’i Mosesy fa mirehitra afo ny roimemy, kanefa tsy nisy nahalevonana.


Dia nanaraka ny vadiny avy hatrany i Manôà, ka nankany amin-dralehilahy ary nanontany azy hoe: –Ianao ve ilay lehilahy izay niteny tamin’ny vadiko? Ka novaliany hoe: –Eny, izaho no izy.


Fa hoy indray i Manôà hoe: –Izao àry, rehefa ho tanteraka tokoa ny teninao, dia inona no fitsipika tokony harahinay momba ny zaza? Ary inona no tokony hataonay aminy?


Koa manomboka izao dia tandremo mba tsy hisotro divay na toaka ianao, ary aza mihinana sakafo maloto,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra