Mpitsara 11:40 - DIEM PROTESTANTA40 Isan-taona ny vehivavy israelita dia mandeha mitomany mandritra ny efatra andro ny zanakavavin’i Jiftà, ilay Gilehadita. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201140 ny fandehanan’ny zazavavin’ny Israely isan-taona hankalaza ny zanakavavin’i Jefta gileadita, hefarana isan-taona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara40 Isan-taona ny vehivavy israelita dia mandeha mitomany mandritra ny efatra andro ny zanakavavin’i Jiftà, ilay Gilehadita. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy40 ny fandehanan’ny zazavavin’ny Isiraely isan-taona hankalaza ny zanakavavin’i Jefta Gileadita hefarana isan-taona. Jereo ny tokoMalagasy Bible40 ny fandehanan'ny zazavavin'ny Isiraely isan-taona hankalaza ny zanakavavin'i Jefta Gileadita hefarana isan-taona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache40 ny fandehanan’ny zazavavin’ny Israely isan-taona hankalaza ny zanakavavin’i Jefta gileadita, hefarana isan-taona. Jereo ny toko |