Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 11:28 - DIEM PROTESTANTA

28 Kanefa tsy niraharaha ny hafatr’i Jiftà ho azy ny mpanjakan’ny Hamônita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Tsy nohenoin’ny mpanjakan’ny Amonita anefa ny tenin’i Jefta izay nampitondrainy tany aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Kanefa tsy niraharaha ny hafatr’i Jiftà ho azy ny mpanjakan’ny Hamônita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

28 Tsy nahoan’ny mpanjakan’ny taranak’i Amôna akory ny teny nampitondrain’i Jefte tany aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 Nefa tsy nohenoin’ny mpanjakan’ny taranak’i Amona ny tenin’i Jefta, izay nampitondrainy tany aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Nefa tsy nohenoin'ny mpanjakan'ny taranak'i Amona ny tenin'i Jefta, izay nampitondrainy tany aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

28 Tsy nohenoin’ny mpanjakan’ny Amonita anefa ny tenin’i Jefta izay nampitondrainy tany aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 11:28
4 Rohy Ifampitohizana  

Kanefa tsy nanaiky i Amatsià. Koa dia niakatra hiady i Jôasy mpanjakan’i Israely avaratra; ka ny tafiny sy ny an’i Amatsià mpanjakan’i Joda dia nifanandrina tao Bety-Semesy tanànan’i Joda.


Ny fiavonavonana mialoha ny faharavana, ary ny fireharehana mialoha ny fahalavoana.


Raha izaho aloha dia tsy nanota taminao, fa ianao no manisy ratsy ahy amin’ny iadianao amiko. Ny TOMPO mpitsara anie hitsara ny Israelita sy ny Hamônita anio!


Ary nirotsaka tao amin’i Jiftà ny Fanahin’ny TOMPO, dia nandeha nitety ny faritanin’i Gilehada sy i Manase izy, ary tonga tao Mitsepà any Gilehada mba hiampita ho any amin’ny faritanin’ny Hamônita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra