Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 1:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Dia nahita lehilahy iray nivoaka avy tao an-tanàna ireto iraka, ka niteny taminy hoe: –Atoroy anay ny fomba hidiranay ao an-tanàna, dia hamindra fo aminao izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Tamin’izay dia nahita lehilahy iray nivoaka avy tao an-tanàna ireo mpisafo tany ka nilaza taminy hoe: Mba atoroy kely anay ny fidirana mankao an-tanàna dia hamindra fo aminao izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Dia nahita lehilahy iray nivoaka avy tao an-tanàna ireto iraka, ka niteny taminy hoe: –Atoroy anay ny fomba hidiranay ao an-tanàna, dia hamindra fo aminao izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 Hitan’ny mpiambina ity lehilahy anankiray nivoaka avy tao an-tanàna, ka hoy izy taminy: «Atoroy anay izay azo idirana any an-tanàna fa hamindrànay fo ianareo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 ary nahita lehilahy anankiray nivoaka avy tao an-tanàna ny mpisafo ka nanao taminy hoe: Mba atoroy kely anay ny fidirana mankao an-tanàna, dia hamindra fo aminao izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 ary nahita lehilahy anankiray nivoaka avy tao an-tanàna ny mpisafo ka nanao taminy hoe: Mba atoroy kely anay ny fidirana mankao an-tanàna, dia hamindra fo aminao izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Tamin’izay dia nahita lehilahy iray nivoaka avy tao an-tanàna ireo mpisafo tany ka nilaza taminy hoe: Mba atoroy kely anay ny fidirana mankao an-tanàna dia hamindra fo aminao izahay.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 1:24
4 Rohy Ifampitohizana  

Ahy i Gilehada, Ahy koa i Manase; i Efraîma no toy ny fiaro lohako; i Joda no toy ny tehim-piandrianako.


Dia natoron-dralehilahy azy ny fomba hidirany ao an-tanàna. Koa naringan’ireo tamin’ny sabatra ny mponina tao an-tanàna, fa ilay lehilahy sy ny fianakaviany manontolo kosa navelany handeha.


Ary hoy i Davida taminy: –Azonao entina any amin’izany andian-tontakely izany ve aho? Dia hoy ny navaliny azy: –Raha mianiana amiko eto anatrehan’Andriamanitra ianao fa tsy hahafaty ahy, na hanolotra ahy amin’ny tompoko, dia hitondra anao eo amin’izany andian-tontakely izany aho.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra