Mika 2:9 - DIEM PROTESTANTA9 Ny vehivavy eo amin’ny vahoakako dia roahinareo hiala amin’ny trano tsy foiny; esorinareo hiala mandrakizay amin-janany ny hasambarana nomeko azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Ny vehivavy amin’ny oloko dia roahinareo hiala amin’ny tranony mahafinaritra; esorinareo hiala mandrakizay amin’ny zanany madinika ny voninahitra avy Amiko. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Ny vehivavy eo amin’ny vahoakako dia roahinareo hiala amin’ny trano tsy foiny; esorinareo hiala mandrakizay amin-janany ny hasambarana nomeko azy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 Ny vehivavy eo amin’ny vahoakako roahinareo hiala amin’ny tranony tsy foiny; esorinareo eo amin’ny zanany madinika ny voninahitro hiala aminy mandrakizay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ny vehivavy eo amin’ny oloko dia roahinareo hiala amin’ny tranony mahafinaritra; Esorinareo hiala mandrakizay amin’ny zanany madinika ny voninahitro. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ny vehivavy eo amin'ny oloko dia roahinareo hiala amin'ny tranony mahafinaritra; Esorinareo hiala mandrakizay amin'ny zanany madinika ny voninahitro. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Ny vehivavy amin’ny oloko dia roahinareo hiala amin’ny tranony mahafinaritra; esorinareo hiala mandrakizay amin’ny zanany madinika ny voninahitra avy Amiko. Jereo ny toko |
Ary ankehitriny, aoka ianao, ry mpanjaka tompoko, hihaino izay holazaiko aminao: raha ny TOMPO no manosika anao hanao izany amiko, aoka hampitony Azy ny sorona aterina aminy; fa raha olombelona kosa, dia aoka ho voaozona eo anatrehan’ny TOMPO izy satria efa nandroaka ahy androany tsy hanana anjara amin’ny tany nomen’ny TOMPO ka toy ny manao amiko hoe: «Mandehana manompo andriamani-kafa.»