Mika 1:16 - DIEM PROTESTANTA16 Hetezo ny volonareo ary kakaso ny lohanareo, ry mponina ao Tsiôna; halehibiazo ho tahaka ny an’ny fanindry ny sola eo an-dohanareo, noho ny amin’ireo zanaka malalanareo: satria nentina ho babo lavitra anao izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Miheteza sy mikakasa noho ireo zanakao maminao. Halehibiazo ny solanao ho toy ny an’ny vaotoro fa lasan-ko babo lavitra anao izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Hetezo ny volonareo ary kakaso ny lohanareo, ry mponina ao Tsiôna; halehibiazo ho tahaka ny an’ny fanindry ny sola eo an-dohanareo, noho ny amin’ireo zanaka malalanareo: satria nentina ho babo lavitra anao izy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 Ongoty ny volonao, kakaso izy, noho ny amin’ireo zanakao malalanao; ataovy tonga sola toy ny papango sola ny lohanao fa lasan-ko babo lavitra anao ireny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Miheteza sy mikakasa Noho ny zanakao nahafinaritra; Halehibiazo ny solanao ho toy ny an’ny volitora, Fa lasan-ko babo niala taminao izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Miheteza sy mikakasa Noho ny zanakao nahafinaritra; Halehibiazo ny solanao ho toy ny an'ny voltora, Fa lasan-ko babo niala taminao izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Miheteza sy mikakasa noho ireo zanakao maminao. Halehibiazo ny solanao ho toy ny an’ny vaotoro fa lasan-ko babo lavitra anao izy. Jereo ny toko |
noho izany, ry Amatsià, dia izao no lazain’ny TOMPO: Hijangajanga ao an-tanàna ny vadinao; ireo zanakao lahy sy vavy dia haringana amin’ny sabatra; ny taninao dia hozarazaraina amin’ny tady sy homena olon-kafa; ianao dia ho faty any amin’ny tany fanompoan-tsampy ary ny taranak’i Israely dia ho lasan-ko babo lavitry ny taniny.»