Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 7:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Ary amin’izay no hanambarako aminy hoe: «Tsy fantatro na oviana na oviana ianareo; mialà amiko, ianareo mpanao ratsy!»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Dia hambarako aminy marimarina hoe: Tsy mba fantatro akory ianareo hatrizay hatrizay; mialà Amiko, ianareo tsy mpanao ny marina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Ary amin’izay no hanambarako aminy hoe: «Tsy fantatro na oviana na oviana ianareo; mialà amiko, ianareo mpanao ratsy!»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Ary amin’izany dia holazaiko miharihary aminy hoe: Tsy fantatro akory ianareo na oviana na oviana; mialà amiko ianareo mpanao ratsy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Ary dia hambarako aminy marimarina hoe: Tsy mba fantatro akory hianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko, hianareo mpanao meloka.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ary dia hambarako aminy marimarina hoe: Tsy mba fantatro akory ianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko, ianareo mpanao meloka.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 7:23
11 Rohy Ifampitohizana  

Mialà amiko, ianareo mpanao ratsy, hanarahako ny didin’Andriamanitra.


Tsy mba Andriamanitra tia ratsy Ianao; ka tsy hitoetra eo aminao ny olon-dratsy,


Jembin’ny alahelo tokoa ireto masoko, efa pahina noho ny ataon’ny fahavaloko.


Fa novalian’ny mpampakatra hoe: «Lazaiko marina aminareo fa tsy fantatro ianareo.»


Ary dia izao kosa no holazain’ny Mpanjaka amin’izay eo ankaviany: «Mialà amiko ianareo voaozona, mandehana any amin’ny afo maharitra mandrakizay izay voavoatra ho an’ny devoly sy ny anjeliny.


Rehefa nitsangana nanidy varavarana ny tompon-trano no ianareo mbola any alatrano, dia handondòm-baravarana ianareo hanao hoe: «Mba vohay izahay, tompoko ô!» Fa hovaliany hoe: «Tsy fantatro izay fiavianareo.»


Fa mbola hovaliany hoe: «Tsy fantatro mihitsy izay fiavianareo; mialà amiko, ry mpanao ratsy isany!»


Izaho no Mpiandry tsara: fantatro ny ondriko ary ny ondriko mahafantatra Ahy,


Kanefa ny fanorenana mafy nataon’Andriamanitra dia miorina tsara sady voasokitra eo ny teny hoe: «Fantatry ny Tompo ireo Azy», sy ny hoe «Aoka hiala amin’ny ratsy avokoa ny olona rehetra mitonona ho mpanaja ny Tompo!»


Fa any ivelany kosa izay manana toe-panahy maharikoriko: dia ny mpanao ody ratsy, ny mpijangajanga, ny mpamono olona, ny mpanompo sampy ary izay rehetra tia lainga sy mpandainga.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra