Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 7:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Ny asany no hahafantaranareo ny mpaminany sandoka: fa foto-tsilo tsy ahazoana voaloboka; ary songosongo tsy ahazoana voanaviavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Ny voany no hahafantaranareo azy. Mioty voaloboka amin’ny tsilo va ny olona sa mahazo aviavy amin’ny songosongo?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Ny asany no hahafantaranareo ny mpaminany sandoka: fa foto-tsilo tsy ahazoana voaloboka; ary songosongo tsy ahazoana voanaviavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 ny voany no hahafantaranareo azy. Moa mioty voaloboka amin’ny tsilo va ny olona, na voan’aviavy amin’ny hery?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ny voany no hahafantaranareo azy. Manoty voaloboka amin’ny tsilo va ny olona, na aviavy amin’ny songosongo?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ny voany no hahafantaranareo azy. Manoty voaloboka amin'ny tsilo va ny olona, na aviavy amin'ny songosongo?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Ny voany no hahafantaranareo azy. Mioty voaloboka amin’ny tsilo va ny olona sa mahazo aviavy amin’ny songosongo?

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 7:16
10 Rohy Ifampitohizana  

Na ny zaza aza dia fantatra amin’ny ataony raha tsara sy mahitsy ny fitondrantenany.


–Ataovy hoe tsara ny voany ka tsara koa ny hazo, na ataovy hoe ratsy ny voany ka ratsy koa ny hazo: satria ny voany no ahafantarana ny hazo.


Koa dia ny asany no hahafantaranareo ny mpaminany sandoka.


Ny vokatry ny Fanahy Masina kosa dia fitiavana, hafaliana, fiadanana, faharetana, hamoram-po, hatsaram-po, toetra mahatoky,


Nefa raha misy manao hoe: «Ny anao finoana, fa ny ahy asa», dia hovaliako hoe: «Asehoy ahy izay finoanao tsy ombàn’asa, fa hasehoko anao amin’ny asa kosa ny finoako.»


Ny aviavy ve, ry havako, mety hamoa ôliva, na ny voaloboka hamoa aviavy? Koa ny loharano masira tsy mety hanome rano mamy.


Ny TOMPO anie no hitsara ahy sy ianao, ka hamaly anao noho ny ratsy nataonao tamiko! Fa izaho kosa tsy haninji-tanana aminao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra