Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 4:15 - DIEM PROTESTANTA

15 «Ry tanin’i Zebolòna sy i Naftalỳ, ry lalana amoron’ny farihy, ry faritra ampitan’i Jôrdàna, ry Galilea onenan’ny hafa firenena,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 «Ny tanin’i Zebolona sy ny tanin’i Naftaly, ny lalan’ny ranomasina, any andafin’i Jordana, dia Galilia, tanin’ny Jentilisa,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 «Ry tanin’i Zebolòna sy i Naftalỳ, ry lalana amoron’ny farihy, ry faritra ampitan’i Jôrdàna, ry Galilea onenan’ny hafa firenena,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 «Ny tanin’i Zabolôna sy ny tanin’i Neftalì, ny lalana ao amoron-dranomasina, any an-dafin’i Jordany, i Galilean’ny Jentily:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 ,,Ny tanin’i Zebolona sy ny tanin’ny Naftaly, Ao amin’ny tany amoron-dranomasina, any an-dafin’i Jordana, Galilia, tanin’ny jentilisa,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ny tanin'ny Zebolona sy ny tanin'ny Naftaly, Ao amin'ny tany amoron-dranomasina, any an-dafin'i Jordana, Galilia, tanin'ny jentilisa,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 «Ny tanin’i Zebolona sy ny tanin’i Naftaly, ny lalan’ny ranomasina, any andafin’i Jordana, dia Galilia, tanin’ny Jentilisa*,

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 4:15
9 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny andro nanjakan’i Peka tamin’i Israely no nahatongavan’i Tiglata-Pilesera mpanjakan’i Asiria haka ny tanànan’i Hiôna sy i Abela-Bety-Mahakà mbamin’i Janôka sy i Kedesa ary i Hatsôra; nalainy koa i Gilehada sy i Galilea mbamin’ny tanin’i Naftalỳ manontolo, ary dia nataony sesitany tany Asiria ny mponin’ireo.


Ny vahoaka mandeha ao anatin’ny haizina dia hahita hazavana lehibe; ary ny olona mipetraka ao amin’ny tany izay tandindomin’ny fahafatesana dia hiposahan’ny hazavana.


Ary nilaozany i Nazareta ka lasa Izy niorim-ponenana tao Kafarnahòma, tanàna amoron’ny farihin’i Galilea, anatin’ny faritanin’i Zebolòna sy i Naftalỳ.


Ka tanteraka ilay voalazan’ny Tompo tamin’ny alalan’i Isaià mpaminany hoe:


Vahoaka marobe no nanaraka Azy avy any Galilea sy Dekapôly, avy tany Jerosalema sy Jodea ary avy any andafin’i Jôrdàna.


Dia nohazavain’i Jesoa tamin’ireto mpianatra ny momba Azy ao amin’ny Soratra Masina manontolo, nanomboka tamin’ny bokin’i Mosesy ka nitohy tamin’ny bokin’ny mpaminany rehetra.


Dia natokan’ny Israelita ireto tanàna ireto: i Kedesa any Galilea any amin’ny faritra havoan’i Naftalỳ; sy i Sekema, any amin’ny faritra havoan’i Efraîma; ary i Kiriata-Arbà (antsoina hoe koa Hebrôna) any amin’ny faritra havoan’i Joda.


Avy tamin’ny fokon’i Naftalỳ dia i Kedesa any Galilea, izay tanàna fialofana, i Hamôta-Dôra ary i Kartàna: izany hoe tanàna telo mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra