Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 27:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Tamin’izay i Jodasy, ilay nanolotra an’i Jesoa, dia nahita fa voaheloka ho faty i Jesoa. Ary nanenina i Jodasy ka namerina ny sekela volafotsy telopolo tamin’ny lohandoha-mpisorona sy ny loholona

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Fa i Jodasy, ilay namadika Azy, raha nahita fa nohelohina Jesosy, dia nanenina ka namerina ny sekela volafotsy telopolo tamin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny loholona

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Tamin’izay i Jodasy, ilay nanolotra an’i Jesoa, dia nahita fa voaheloka ho faty i Jesoa. Ary nanenina i Jodasy ka namerina ny sekela volafotsy telopolo tamin’ny lohandoha-mpisorona sy ny loholona

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Tamin’izay i Jodasy ilay namadika Azy, raha nahita fa nohelohina Izy, dia nanenina ka namerina ny farantsa kely telopolo tamin’ny lohandohan’ny mpisorona sy ny loholona

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Ary Jodasy, ilay namadika Azy, raha nahita fa nohelohina Jesosy, dia nanenina ka namerina ny sekely volafotsy telo-polo tamin’ny lohan’ny mpisorona sy ny loholona

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Ary Jodasy, ilay namadika Azy, raha nahita fa nohelohina Jesosy, dia nanenina ka namerina ny sekely volafotsy telo-polo tamin'ny lohan'ny mpisorona sy ny loholona

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Fa i Jodasy, ilay namadika Azy, raha nahita fa nohelohina Jesosy, dia nanenina ka namerina ny sekela volafotsy telopolo tamin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny loholona

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 27:3
15 Rohy Ifampitohizana  

dia vetivety ny fireharehan’ny olon-dratsy ary mihelina ihany ny fifalian’ny tsy mpivavaka.


Raha manoto ka mahafaty mpanompolahy na mpanompovavy kosa ny ombilahy, dia handoa onitra volafotsy telopolo amin’ny tompon’ny mpanompo ilay tompon’omby, ary ny ombilahy kosa dia hotoraham-bato ho faty.


Ary hoy ny Tompo tamiko: –Ento any amin’ny mpandrendrika azy izany volabe nanombanany Ahy izany! Dia noraisiko ny sekela volafotsy telopolo ka nentiko tany amin’ny mpandrendrika tao an-tranon’ny Tompo.


Teo am-pisakafoana hariva tamin’izay i Jesoa mbamin’ny mpianany; ary efa nomen’ny devoly hevitra i Jodasy, zanakalahin’i Simôna Iskariôta, mba hanolotra an’i Jesoa.


Vao nomena ilay sombi-mofo i Jodasy, dia nidiran’i Satàna; ka hoy i Jesoa taminy: –Ataovy faingana izay tianao hatao!


Ka nony voarain’i Jodasy ny antoko miaramila iray sy ny mpiandry raharaha avy tamin’ny lohandoha-mpisorona sy ny Farisianina, dia nankeo amin’ilay toerana izy iray tarika nitondra fanilo sy fanala ary fiadiana.


Koa izany lehilahy izany dia efa nahavidy saha ho an’ny tenany tamin’ny vola azony, tambin’ny heloka vitany; potraka nihohoka izy, nipoaka ny kibony ka nivaroraka daholo ny tsinainy.


Satria ny alahelo araka an’Andriamanitra dia mahatonga hiala amin’ny toe-dratsy, mba hiroso amin’ny famonjena tsy anenenana; fa ny alahelon’izao tontolo izao kosa dia mahatonga fahafatesana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra