Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 26:54 - DIEM PROTESTANTA

54 Kanefa raha izany, ahoana no hahatanterahan’ny Soratra Masina izay milaza fa tsy maintsy ho tonga izao?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

54 Raha izany anefa, hatao ahoana no hahatanteraka ny Soratra Masina izay milaza fa tsy maintsy ho tonga izao?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

54 Kanefa raha izany, ahoana no hahatanterahan’ny Soratra Masina izay milaza fa tsy maintsy ho tonga izao?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

54 Fa hatao ahoana àry no hahatanteraka ny Soratra Masina izay milaza fa tsy maintsy ho tonga izao?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

54 Raha izany, dia hatao ahoana no hahatanteraka ny Soratra Masina, izay milaza fa tsy maintsy ho tonga izany?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

54 Raha izany, dia hatao ahoana no hahatanteraka ny Soratra Masina, izay milaza fa tsy maintsy ho tonga izany?

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 26:54
11 Rohy Ifampitohizana  

Dia hoy ny teny hentitry ny Tompon’izao rehetra izao hoe: «Ry sabatra, mifohaza hamely ity mpiandry sady lehilahy namako ity Asio ny mpiandry, dia hiparitaka ny ondry; ary hiverina hamely hatramin’ny madinika Aho.»


Ary izao no tenin’i Jesoa tamin’ny lohandoha-mpisorona sy ny Farisianina: –Tsy novakînareo angaha ny Soratra Masina manao hoe: «Ny vato nolavin’ny mpanao trano no nanjary vato fehizoro; avy amin’ny Tompo izao, ary dia zava-mahagaga eto ambany masontsika!»


Ny Zanak’olona dia efa akaikin’ny ho faty, araka ny voalazan’ny Soratra Masina momba Azy, kanefa mampalahelo ilay olona hanolotra ny Zanak’olona! Tsara raha tsy ary izany olona izany!


Ary tsy azo foanana ny Soratra Masina; fa ireo olona nanambarana ny tenin’Andriamanitra dia natao hoe «Andriamanitra».


–Ry havako, tsy maintsy notanterahina izay nambaran’ny Fanahy Masina mialoha ao amin’ny Soratra Masina; fa niteny tamin’ny alalan’i Davida Izy ny amin’i Jodasy izay tonga mpitarika ireo nisambotra an’i Jesoa;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra