Matio 26:26 - DIEM PROTESTANTA26 Raha mbola teo am-pisakafoana ry i Jesoa sy ny mpianany, dia nandray mofo i Jesoa; ary nisaorany an’Andriamanitra izany, dia notapatapahiny sy nomeny ny mpianany ka nataony hoe: –Raiso ary hano fa ny tenako ity. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Ary raha mbola teo am-pisakafoana izy ireo dia nandray mofo Jesosy, koa rehefa nisaotra Izy, dia novakiny ka natolony ny mpianatra, ary hoy Izy: Raiso, hano, ity no tenako. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Raha mbola teo am-pisakafoana ry i Jesoa sy ny mpianany, dia nandray mofo i Jesoa; ary nisaorany an’Andriamanitra izany, dia notapatapahiny sy nomeny ny mpianany ka nataony hoe: –Raiso ary hano fa ny tenako ity. Jereo ny tokoBaiboly Katolika26 Mbola teo am-pihinanana, dia nandray mofo i Jesoa, notsofiny rano sy novakiny, ary nomeny ny mpianany ka hoy Izy: «Raiso ary hano; Vatako ity.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Ary raha mbola nihinana izy, dia nandray mofo Jesosy, ka nony efa nisaotra Izy, dia novakiny ka natolony ny mpianatra, ary hoy Izy: Raiso, hano, ity no tenako. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Ary raha mbola nihinana izy, dia nandray mofo Jesosy, ka nony efa nisaotra Izy, dia novakiny ka natolony ny mpianatra, ary hoy Izy: Raiso, hano, ity no tenako. Jereo ny toko |