Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 20:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Dia tonga ireo nilatsaka tamin’ny dimy hariva ka nandray denàry anankiray avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Ary rehefa tonga ireo nokaramaina tamin’ny ora fahiraika amby folo dia samy denaria iray avy no azon’ny tsirairay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Dia tonga ireo nilatsaka tamin’ny dimy hariva ka nandray denàry anankiray avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Dia nanatona izay nilatsaka tamin’ny ora faharaika ambin’ny folo, ka samy nahazo denie iray misesy avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary rehefa tonga ireo nokaramaina tamin’ny ora fahiraika ambin’ny folo, dia nahazo denaria misesy avy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary rehefa tonga ireo nokaramaina tamin'ny ora fahiraika ambin'ny folo, dia nahazo denaria misesy avy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Ary rehefa tonga ireo nokaramaina tamin’ny ora fahiraika amby folo dia samy denaria iray avy no azon’ny tsirairay.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 20:9
10 Rohy Ifampitohizana  

Tonga kosa ireo nilatsaka voalohany ary nanampo handray bebe kokoa, kanjo denàry anankiray avy ihany koa no voarainy.


Ka rehefa nifanekeny denàry anankiray avy isan’andro ireo mpiasa, dia nirahiny hiasa any an-tanimboalobony.


–Nony hariva ny andro, dia hoy ny tompon’ilay tanimboaloboka tamin’ny mpitandrim-pananany hoe: «Antsoy ny mpiasa ary aloavy ny karamany, ka aseseo avy amin’ireo nilatsaka farany ka hatramin’ireo nilatsaka voalohany.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra