Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 2:19 - DIEM PROTESTANTA

19 Rehefa maty kosa i Herôda, dia nisehoan’anjelin’ny Tompo tamin’ny nofy i Jôsefa raha tany Ejipta ka nilazany hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Rehefa maty i Heroda dia indro, nisy anjelin’ny Tompo niseho tamin’i Josefa tany Ejipta tamin’ny nofy ka niteny hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Rehefa maty kosa i Herôda, dia nisehoan’anjelin’ny Tompo tamin’ny nofy i Jôsefa raha tany Ejipta ka nilazany hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 Rehefa maty i Herôda, indro nisy Anjelin’ny Tompo niseho tamin’i Josefa tany Ejipta tamin’ny nofy

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 ARY rehefa maty Heroda, indro, nisy anjelin’ny Tompo niseho tamin’i Josefa tany Egypta tamin’ny nofy ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ary rehefa maty Heroda, indro, nisy anjelin'ny Tompo niseho tamin'i Josefa tany Egypta tamin'ny nofy ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Rehefa maty i Heroda dia indro, nisy anjelin’ny Tompo niseho tamin’i Josefa tany Ejipta tamin’ny nofy ka niteny hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 2:19
13 Rohy Ifampitohizana  

Aiza no hialàko lavitra ny Fanahinao? Aiza no handosirako tsy ho eo anatrehanao?


fony Ianao nitsangana hilaza ny fanapahan-kevitrao hamonjy ny malahelo rehetra eto amin’ny tany. Fiatoana


Izaho, eny, Izaho ihany no mampahery anao, hoy ny TOMPO. Ka inona no atahoranao ny olona mety maty, dia ny zanak’olombelona izay mihelina toy ny ahitra?


«Koa aza matahotra ianareo, ry taranak’i Jakôba mpanompoko, hoy ny teny hentitry ny TOMPO; aza kivy ianao, ry firenena Israely, fa indro Aho hamonjy anao avy any amin’ny faritany lavitra any; indro Aho hamonjy ireo taranakareo avy any amin’ny tany izay nahababo azy. Hiverina ianareo, ry taranak’i Jakôba, ka hiadana sy handry feizay fa tsy hisy hanaitaitra intsony.


Noho izany, ambarao amin’ireo namanao babo fa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: «Na dia nalefako any an-tany lavitra sy naeliko any anivon’ny firenen-kafa aza ianareo, dia manatrika anareo Aho tahaka ny ao amin’ny Toeramasina ihany.»


Ary hanorina ny tranolain’andriamanjaka eo anelanelan’ny ranomasina sy ny tendrombohitra masin’ilay tany tsara indrindra izy; nefa ho tonga amin’ny hiafarany ihany izy, ka tsy hisy hamonjy azy.»


Noho ny hafetseny dia hamitaka ny hafa izy, ary noho ny avonavon’ny fony dia handringana olona maro mihevi-tena handry feizay; hitsangana hanohitra ny Tompon’ny Tompo, nefa kosa ho torotoro tsy kasihin-tanana akory.


Raha mbola nieritreritra izany izy, dia nisehoan’anjelin’ny Tompo tamin’ny nofy ka nilazany hoe: –Ry Jôsefa taranak’i Davida ô, aza matahotra ny hampakatra an’i Maria vadinao! Noho ny asan’ny Fanahy Masina tokoa no nampitoe-jaza azy.


–Mifohaza ianao, ka ento mody any amin’ny tanin’i Israely ny zazakely sy ny reniny, fa efa maty ireo nitady ny ain’ny zaza.


Nony ren’i Jôsefa kosa fa i Arkelaosy no nanjaka tany Jodea nandimby an’i Herôda rainy, dia natahotra ny hankany izy. Notoroan’Andriamanitra hevitra tamin’ny nofy indray anefa izy ka lasa nankany amin’ny faritany Galilea.


Ary raha mbola nipetraka teo amin’ny fitsarana iny i Pilato, dia naniraka olona ny vadiny hilaza aminy hoe: «Aza manao na inona na inona amin’io olo-marina io, fa nampahory ahy be ihany izay nanofisako Azy any naraina izay!»


Nefa nony alina, dia nisy anjelin’ny Tompo namoha ny varavaran’ny fonja ary namoaka ny apôstôly sady nanao taminy hoe:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra