Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 2:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Dia nifoha i Jôsefa ka nitondra ny zazakely sy ny reniny nankany Ejipta dieny mbola alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Dia nifoha izy ka nitondra ny Zazakely sy ny reniny, raha mbola alina, dia lasa nankany Ejipta;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Dia nifoha i Jôsefa ka nitondra ny zazakely sy ny reniny nankany Ejipta dieny mbola alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Mbola alina dia nifoha izy, nitondra ny Zazakely sy ny reniny, ka lasa nankany Ejipta.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Dia nifoha izy ka nitondra ny Zazakely sy ny reniny, raha mbola alina, dia lasa nankany Egypta;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Dia nifoha izy ka nitondra ny Zazakely sy ny reniny, raha mbola alina, dia lasa nankany Egypta;

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 2:14
6 Rohy Ifampitohizana  

Vao nifoha maraina i Jôsefa dia nanatontosa izay nandidian’ilay anjelin’ny Tompo azy, ka nampakatra an’i Maria vadiny.


Rehefa lasa nody ireo olon-kendry, dia nisehoan’anjelin’ny Tompo tamin’ny nofy i Jôsefa ka nilazany hoe: –Mifohaza ianao, ka ento mandositra any Ejipta ny zazakely sy ny reniny; ary mitoera any ambara-pilazako aminao indray. Fa efa hotadiavin’i Herôda ny zazakely mba hamonoany azy.


Ary nitoetra tany i Jôsefa telo mianaka ambara-pahafatin’i Herôda; koa tanteraka ilay voalazan’ny Tompo tamin’ny alalan’ny mpaminany hoe: «Avy any Ejipta no niantsoako ny zanako!»


Dia nohatonin’ny mpianany i Jesoa ary nofohaziny sady nataony hoe: –Mpampianatra ô, Mpampianatra ô, ho faty isika!


Izany no nisamboran’ny Jiosy ahy raha tao an-kianjan’ny tempoly aho, ary nitadiavany hamonoana ahy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra