Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 16:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Raha niainga hiampita ny rano ireo mpianatra, dia nanadino ny nitondra mofo;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Rehefa tonga teny ampita ny mpianatra dia nanadino nitondra mofo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Raha niainga hiampita ny rano ireo mpianatra, dia nanadino ny nitondra mofo;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Fa nony efa tafita ny rano izy ireo, dia hadinon’ny mpianatra ny nitondra mofo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 ARY rehefa tonga teny am-pita ny mpianatra, dia nanadino hitondra mofo izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ary rehefa tonga teny am-pita ny mpianatra, dia nanadino hitondra mofo izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Rehefa tonga teny ampita ny mpianatra dia nanadino nitondra mofo.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 16:5
4 Rohy Ifampitohizana  

Dia nalefan’i Jesoa hody ny vahoaka. Avy eo niondrana an-tsambokely Izy ary lasa nankany amin’ny faritany atao hoe Magadàna.


Ratsy fanahy sady mpivadika amin’Andriamanitra ny olona ankehitriny: fatra-pitady famantarana nefa tsy homena famantarana afa-tsy ilay momba an’i Jônà mpaminany! Dia nandao azy ireo i Jesoa ka lasa nandeha.


ary hoy i Jesoa taminy: –Mbà malina ka mitandrema tsy ho voan’ny levioran-dry zareo Farisianina sy Tsadoseanina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra