Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 15:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Dia novalian’i Jesoa hoe: –Nahoana kosa ianareo no mandika ny didin’Andriamanitra mba hifikiranareo amin’ny fomba amam-panaonareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Ary Izy namaly azy ireo hoe: Nahoana kosa ianareo no mandika ny didin’Andriamanitra noho ny fampianarana voatolotra anareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Dia novalian’i Jesoa hoe: –Nahoana kosa ianareo no mandika ny didin’Andriamanitra mba hifikiranareo amin’ny fomba amam-panaonareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Ary hoy ny navaliny azy: Nahoana kosa ianareo no mandika ny didin’Andriamanitra noho ny lovantsofin-drazanareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Ary Izy namaly ka nanao taminy hoe: Nahoana kosa hianareo no mandika ny didin’Andriamanitra noho ny fampianarana voatolotra anareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Ary Izy namaly ka nanao taminy hoe: Nahoana kosa ianareo no mandika ny didin'Andriamanitra noho ny fampianarana voatolotra anareo?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Ary Izy namaly azy ireo hoe: Nahoana kosa ianareo no mandika ny didin’Andriamanitra noho ny fampianarana voatolotra anareo?

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 15:3
8 Rohy Ifampitohizana  

–Nahoana ny mpianatrao no mandika ny fomba amam-panao nampitain’ny razantsika? Tsy mba manasa tanana araka ny fomba ara-pivavahana manko ny mpianatrao raha hihinan-kanina!


Fa hoy Andriamanitra hoe: «Hajao ny rainao sy ny reninao», ary koa hoe: «Izay miteny ratsy ny rainy na ny reniny dia aoka hovonoin-ko faty.»


Koa ny fomba amam-panao ifandovanareo no anafoananareo ny tenin’Andriamanitra; ary mbola maro koa ny zavatra tahatahaka izany ataonareo.


Miseho ho fahendrena ireny didy sy fampianarana ireny satria hoe fivavahana vokatry ny finiavana ka ietren-tena manoloana ny anjely sy amolahana mafy ny vatana; kanefa tsy misy heriny akory hahasakana ny fanaranan’ny maha olona mpanota.


Mitandrema fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin’ny fahendren’olombelona sy ny famitahana foana: ny fampianarana ampitain’olombelona sy ny herin-javatr’izao tontolo izao no iorenan’izany fa tsy i Kristy;


mba tsy hifikitra intsony amin’angano jiosy sy didy nataon’olona izay niala tamin’ny fampianarana marim-pototra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra