Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 13:53 - DIEM PROTESTANTA

53 Rehefa vitan’i Jesoa ireo fanoharana ireo, dia niala teo Izy

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

53 Ary rehefa vitan’i Jesosy ireo fanoharana ireo dia niala teo Izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

53 Rehefa vitan’i Jesoa ireo fanoharana ireo, dia niala teo Izy

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

53 Nony tapitra izany fanoharana izany, dia niala teo i Jesoa,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

53 ARY rehefa vitan’i Jesosy ireo fanoharana ireo, dia niala teo Izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

53 Ary rehefa vitan'i Jesosy ireo fanoharana ireo, dia niala teo Izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

53 Ary rehefa vitan’i Jesosy ireo fanoharana ireo dia niala teo Izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 13:53
4 Rohy Ifampitohizana  

Fanoharana no nilazan’i Jesoa zavatra maro taminy ka hoy Izy: –Indro niainga ity mpamafy hamafy voa.


Dia hoy indray i Jesoa taminy: –Koa amin’izany àry, ny mpahay lalàna rehetra izay nanjary mpianatra ao amin’ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ny tompon-drakitra izay mamoaka zava-baovao sy tranainy avy amin’ny tahirin-drakiny.


Rehefa vitan’i Jesoa izany teny izany, dia talanjona ny vahoaka noho ny fomba fampianarany;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra