Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 13:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Ary nanatona an’i Jesoa ny mpianany ka nanao taminy hoe: –Nahoana no fanoharana no itenenanao amin’ny vahoaka?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Ary nanatona Azy ny mpianany dia nanontany hoe: Nahoana no fanoharana no itenenanao amin’izy ireo?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Ary nanatona an’i Jesoa ny mpianany ka nanao taminy hoe: –Nahoana no fanoharana no itenenanao amin’ny vahoaka?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Ary nanatona ny mpianany ka nilaza taminy hoe: «Nahoana no fanoharana no itenenanao aminy?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Ary dia nanatona ny mpianany ka nanao taminy hoe: Nahoana no fanoharana no itenenanao aminy?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Ary dia nanatona ny mpianany ka nanao taminy hoe: Nahoana no fanoharana no itenenanao aminy?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Ary nanatona Azy ny mpianany dia nanontany hoe: Nahoana no fanoharana no itenenanao amin’izy ireo?

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 13:10
6 Rohy Ifampitohizana  

Dia novalian’i Jesoa hoe: –Ianareo no natao hahalala ny tsiambaratelo momba ny Fanjakàn’ny lanitra, fa ireo kosa tsy natao hahalala.


Fanoharana no nilazan’i Jesoa zavatra maro taminy ka hoy Izy: –Indro niainga ity mpamafy hamafy voa.


Dia nofaranan’i Jesoa hoe: –Izay manan-tsofina hihainoana, aoka hihaino!


Rehefa nitokana lavitra ny vahoaka i Jesoa, dia nanontany Azy ny hevitry ny fanoharana ireo mpomba Azy mbamin’ny 12 lahy,


Nanontanian’ny mpianany ny dikan’ilay fanoharana i Jesoa,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra