Matio 12:2 - DIEM PROTESTANTA2 Nahita izany ny Farisianina ka nanao tamin’i Jesoa hoe: –Jereo ny mpianatrao fa manao zavatra tsy fanao amin’ny andro sabata! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Fa nony nahita izany ny Fariseo dia niteny Taminy hoe: Indro ny mpianatrao manao izay tsy azo atao amin’ny Sabata. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Nahita izany ny Farisianina ka nanao tamin’i Jesoa hoe: –Jereo ny mpianatrao fa manao zavatra tsy fanao amin’ny andro sabata! Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 fa nony nahita izany ny Farisianina dia nilaza taminy hoe: «Indro ny mpianatrao manao izay tsy fanao amin’ny sabata». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Fa nony nahita izany ny Fariseo, dia hoy izy taminy: Indro, ny mpianatrao manao izay tsy mety hatao amin’ny Sabata. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Fa nony nahita izany ny Fariseo, dia hoy izy taminy: Indro, ny mpianatrao manao izay tsy mety hatao amin'ny Sabata. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Fa nony nahita izany ny Fariseo* dia niteny Taminy hoe: Indro ny mpianatrao manao izay tsy azo atao amin’ny Sabata. Jereo ny toko |
Hoy koa ny TOMPO hoe: «Raha atsahatrao ny fanosihosena ny sabata, ka tsy ny tombontsoanao no enjehinao amin’ny andro voatokana ho Ahy, raha ny sabata no lazainao hoe andro mahafinaritra, raha ny andro voatokana ho Ahy no lazainao hoe mendrika hohajaina, raha hajainao tokoa izany ka fadînao ny fanaonao na ny manenjika ny tombontsoanao na ny miteniteny foana,