Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 1:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Tsy niray tamin’i Maria i Jôsefa mandra-pahatera-dahy an’i Maria; ary i Jesoa no anarana niantsoan’i Jôsefa ny zaza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Ary tsy nahalala azy izy mandra-piterany Zazalahy; ary ny anarany dia nataony hoe: JESOSY.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Tsy niray tamin’i Maria i Jôsefa mandra-pahatera-dahy an’i Maria; ary i Jesoa no anarana niantsoan’i Jôsefa ny zaza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 ary tsy nahalala azy izy ambara-piterany ny Zanany lahimatoa, ary nataony hoe Jesoa no anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Ary tsy nahalala azy izy mandra-piterany Zazalahy; ary ny anarany nataony hoe jesosy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Ary tsy nahalala azy izy mandra-piterany Zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Jesosy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 Ary tsy nahalala azy izy mandra-piterany Zazalahy; ary ny anarany dia nataony hoe: JESOSY.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 1:25
10 Rohy Ifampitohizana  

Dia tsy nanan-janaka mandra-pahafatiny intsony i Mikàla zanakavavin’i Saoly.


Tsara tarehy fatratra ilay tovovavy ka tonga mpitaiza sy mpanompon’ny mpanjaka; nefa tsy niray taminy akory ny mpanjaka.


–Atokany ho ahy ny lahimatoa rehetra ao amin’ny Israelita, na olona na biby fiompy, fa Ahy ireny.


«Momba ny voalohan-teraky ny ombivavy na voalohan-teraky ny ondry aman’osy, dia avelao ho eo amin’ny reniny ihany mandritra ny fito andro; fa amin’ny andro fahavalo izy dia atero ho sorona ho Ahy.


Ary ho tera-dahy izy ka i Jesoa no anarana hiantsoanao ny zaza: fa io zaza io no hamonjy ny vahoakany ho afaka amin’ny fahotany.


Vao nifoha maraina i Jôsefa dia nanatontosa izay nandidian’ilay anjelin’ny Tompo azy, ka nampakatra an’i Maria vadiny.


Hitoe-jaza ianao, ho tera-dahy, ary i Jesoa no hataonao anarany.


Tonga ny fotoana hamorana ilay zaza nony afaka herinandro; ary natao hoe Jesoa ny anarany, araka ilay nolazain’ny anjely talohan’ny nahatorontoronina Azy.


Teraka ny lahimatoany izy, dia nohodidininy lamban-jaza ary nampandrîny teo amina fihinanam-bilona; fa tsy nisy toerana ho azy telo mianaka tao amin’ny trano fivantanam-bahiny.


Satria izay nofidin’Andriamanitra mialoha dia voatendry rahateo koa hitovy endrika amin’ilay Zanany, mba hahatonga ny Zanany ho lahimatoa manan-jandry maro.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra