Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 1:13 - DIEM PROTESTANTA

13 I Zerobabèla, ray niteraka an’i Abihoda; i Abihoda, ray niteraka an’i Eliakîma; i Eliakîma, ray niteraka an’i Azôra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 i Zerobabela dia niteraka an’i Abihoda; i Abihoda dia niteraka an’i Eliakima; i Eliakima dia niteraka an’i Azora;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 I Zerobabèla, ray niteraka an’i Abihoda; i Abihoda, ray niteraka an’i Eliakîma; i Eliakîma, ray niteraka an’i Azôra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 i Zôrôbabela niteraka an’i Abioda; i Abioda niteraka an’i Eliakima; i Eliakima niteraka an’i Azôra;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 ary Zerobabela niteraka an’i Abihoda; ary Abihoda niteraka an’i Eliakima; ary Eliakima niteraka an’i Azora;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 ary Zerobabela niteraka an'i Abihoda; ary Abihoda niteraka an'i Eliakima; ary Eliakima niteraka an'i Azora;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 i Zerobabela dia niteraka an’i Abihoda; i Abihoda dia niteraka an’i Eliakima; i Eliakima dia niteraka an’i Azora;

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 1:13
3 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariôsa, fony andro voalohan’ny volana fahenina, dia nisy tenin’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Hagay mpaminany. Hafatra ho an’ny governoran’i Joda, dia i Zerobabela zanakalahin’i Sealtiela, sy ho an’i Josoa mpisorombe zanakalahin’i Jôtsadaky izany ka nanao hoe:


Taorian’ny nahababo ny vahoaka israelita tany Babilôna kosa dia izao: i Jekônià no ray niteraka an’i Sealtièla; i Sealtièla, ray niteraka an’i Zerobabèla.


I Azôra, ray niteraka an’i Sadôka; i Sadôka, ray niteraka an’i Akima; i Akima, ray niteraka an’i Elihoda.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra