Matio 1:12 - DIEM PROTESTANTA12 Taorian’ny nahababo ny vahoaka israelita tany Babilôna kosa dia izao: i Jekônià no ray niteraka an’i Sealtièla; i Sealtièla, ray niteraka an’i Zerobabèla. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Ary taorianan’ny fahababoana tany Babilona i Jekonia dia niteraka an’i Sealtiela; i Sealtiela dia niteraka an’i Zerobabela; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Taorian’ny nahababo ny vahoaka israelita tany Babilôna kosa dia izao: i Jekônià no ray niteraka an’i Sealtièla; i Sealtièla, ray niteraka an’i Zerobabèla. Jereo ny tokoBaiboly Katolika12 Ary rehefa nifindra tany Babilôna, i Jekôniasa niteraka an’i Salatiela; i Salatiela niteraka an’i Zôrôbabela; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary taorian’ny nifindrana tany Babylona Jekonia dia niteraka an’i Sealtiela; ary Sealtiela niteraka an’i Zerobabela; Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary taorian'ny nifindrana tany Babylona Jekonia dia niteraka an'i Sealtiela; ary Sealtiela niteraka an'i Zerobabela; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Ary taorianan’ny fahababoana tany Babilona i Jekonia dia niteraka an’i Sealtiela; i Sealtiela dia niteraka an’i Zerobabela; Jereo ny toko |
Tamin’izay i Jesoa, zanakalahin’i Jôtsadàka, sy ireo mpisorona mpiombom-panompoana aminy, ary koa i Zerôbabela, zanakalahin’i Sealtiela, sy ireo olona iray tarika aminy no nirotsaka nanorina ny alitaran’Ilay Andriamanitr’i Israely mba hanolorana sorona dorana manontolo, araka izay voasoratra ao amin’ny lalànan’i Mosesy, olon’Andriamanitra.
I Zerobabela zanakalahin’i Sealtiela ary koa i Josoa mpisorombe zanakalahin’i Jôtsadaky mbamin’izay rehetra tafaverina avy any an-tsesitany dia nandray tsara ny tenin’ny TOMPO Andriamaniny, izay nampitain’i Hagay mpaminany araka ny efa nanirahan’ny TOMPO Andriamaniny azy; ary naneho fanajana ny TOMPO ireo olona ireo.