Matio 1:1 - DIEM PROTESTANTA1 Fitanisana ny razan’i Jesoa Kristy, taranak’i Davida, dia i Davida taranak’i Abrahama. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Ny filazana ny razan’i Jesosy Kristy, zanak’i Davida, zanak’i Abrahama. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Fitanisana ny razan’i Jesoa Kristy, taranak’i Davida, dia i Davida taranak’i Abrahama. Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 Filazana ny razan’i Jesoa-Kristy, Zanak’i Davida, zanak’i Abrahama: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 NY filazana ny razan’i Jesosy Kristy, zanak’i Davida, zanak’i Abrahama. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ny filazana ny razan'i Jesosy Kristy, zanak'i Davida zanak'i Abrahama. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Ny filazana ny razan’i Jesosy Kristy*, zanak’i Davida, zanak’i Abrahama. Jereo ny toko |