Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 9:36 - DIEM PROTESTANTA

36 Dia nandray zazakely i Jesoa, napetrany teo ampovoan’izy rehetra ary dia notrotroiny ka hoy Izy:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

36 Ary nandray zaza iray Izy ka nametraka azy teo afovoan’izy rehetra; rehefa notrotroiny ilay zaza dia hoy Izy tamin’ny mpianany:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

36 Dia nandray zazakely i Jesoa, napetrany teo ampovoan’izy rehetra ary dia notrotroiny ka hoy Izy:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

36 «Na iza na iza handray anankiray amin’ny zazakely toy itony amin’ny Anarako, dia handray Ahy, ary izay mandray Ahy dia tsy mandray Ahy, fa Izay naniraka Ahy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

36 Ary nandray zaza Izy ka nametraka azy teo afovoany; ary raha notrotroiny ilay zaza, dia hoy Izy tamin’ny mpianany:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

36 Ary nandray zaza Izy ka nametraka azy teo afovoany; ary raha notrotroiny ilay zaza, dia hoy Izy tamin'ny mpianany:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

36 Ary nandray zaza iray Izy ka nametraka azy teo afovoan’izy rehetra; rehefa notrotroiny ilay zaza dia hoy Izy tamin’ny mpianany:

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 9:36
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia niantso zazakely i Jesoa napetrany teo afovoan’izy rehetra


Avy eo dia notrotroin’i Jesoa ireo zaza ireo ary nametrahany tanana ka notsofiny rano.


Dia nipetraka i Jesoa ary niantso ny 12 lahy ka nanao taminy hoe: –Raha misy te ho voalohany, aoka izy ho farany amin’ny olona rehetra ary ho mpanompon’ny olona rehetra.


–Na iza na iza mandray ny anankiray amin’itony zaza itony amin’ny anarako, dia Izaho no raisiny; ary na iza na iza mandray Ahy, dia tsy Izaho ihany no raisiny fa Ilay naniraka Ahy koa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra