Marka 9:14 - DIEM PROTESTANTA14 Nony tafaverina teo amin’ny mpianatra hafa ry i Jesoa efa-mianaka, dia nahita vahoaka maro nanodidina ireto mpianatra ary koa mpahay lalàna niady hevitra taminy teo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Nony tonga teo amin’ny mpianatra izy ireo dia nahita vahoaka betsaka nanodidina ny mpianatra izay niady hevitra tamin’ny mpanoradalàna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Nony tafaverina teo amin’ny mpianatra hafa ry i Jesoa efa-mianaka, dia nahita vahoaka maro nanodidina ireto mpianatra ary koa mpahay lalàna niady hevitra taminy teo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika14 Gaga ny olona rehetra nony nahita an’i Jesoa, ka nidodododo hiarahaba Azy niaraka tamin’izay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 ARY nony tonga teo amin’ny mpianatra izy, dia nahita vahoaka betsaka manodidina azy sy mpanora-dalàna niady hevitra taminy. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ary nony tonga teo amin'ny mpianatra izy, dia nahita vahoaka betsaka manodidina azy sy mpanora-dalàna niady hevitra taminy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Nony tonga teo amin’ny mpianatra izy ireo dia nahita vahoaka betsaka nanodidina ny mpianatra izay niady hevitra tamin’ny mpanoradalàna*. Jereo ny toko |
ka nony tonga teo ry zareo, dia nanao taminy hoe: –Mpampianatra ô, fantatray fa milaza ny marina Ianao sady tsy mampaninona anao izay mety ho hevitry ny hafa, ary tsy mizaha tavan’olona Ianao fa mampianatra tsotra ny lalana soritan’Andriamanitra. Koa azonay atao ve ny mandoa hetra ho an’ny amperôra rômanina sa tsia? Tokony handoa izahay sa tsy handoa?