Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 8:37 - DIEM PROTESTANTA

37 Ary inona no azon’ny olona omena ho takalon’ny ainy?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

37 Ary inona no homen’ny olona ho takalon’ny ainy?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

37 Ary inona no azon’ny olona omena ho takalon’ny ainy?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

37 Sa inona no azon’ny olona omena ho takalon’ny fanahiny?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

37 Fa inona no homen’ny olona ho takalon’ny ainy?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

37 Fa inona no homen'ny olona ho takalon'ny ainy?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

37 Ary inona no homen’ny olona ho takalon’ny ainy?

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 8:37
4 Rohy Ifampitohizana  

Fa inona no soa azon’ny olona raha eo am-pelatanany avokoa izao tontolo izao, kanefa ny ainy mitondra faisana?


Mpivadika amin’Andriamanitra sy mpanota ny olona ankehitriny! Ka na iza na iza menatra Ahy sy menatra ny teniko eo afovoan’ireo, dia ho menatra azy koa ny Zanak’olona, rehefa ho avy otronin’ny anjely masina sady ombàn’ny voninahitra homen’ny Rainy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra