Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 8:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Nitraka ralehilahy sady namaly hoe: –Mahita aho, indreny ny olona fa tahaka ny hazo no ahitako azy, saingy izy mandehandeha.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Dia nanokatra ny masony ilay jamba ka niteny hoe: Hitako ny olona, nefa tahaka ny hazo mandehandeha no fijeriko azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Nitraka ralehilahy sady namaly hoe: –Mahita aho, indreny ny olona fa tahaka ny hazo no ahitako azy, saingy izy mandehandeha.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 Dia niandrandra ilay jamba ka nanao hoe: «Ny fahitako ny olona mamindra dia sahalahala amin’ny hazo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Dia niandrandra ralehilahy ka nanao hoe: Mahita ny olona aho: fa toa hazo ny fijeriko azy, saingy mamindra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Dia niandrandra ralehilahy ka nanao hoe: Mahita ny olona aho: fa toa hazo ny fijeriko azy, saingy mamindra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Dia nanokatra ny masony ilay jamba ka niteny hoe: Hitako ny olona, nefa tahaka ny hazo mandehandeha no fijeriko azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 8:24
6 Rohy Ifampitohizana  

Amin’izany andro izany ny marenina dia handre izay voalaza ao amin’ny boky ary hiala ao amin’ny haizim-pito ny mason’ny jamba ka hahita.


Tsy hikimpy intsony ny mason’ny mahiratra ary hihaino tsara ny sofin’ny mandre.


Dia notantanan’i Jesoa ilay jamba, ka nentiny nankany ivelan’ny tanàna; dia nasiany rora ny mason’ilay jamba ary rehefa nametrahany tanana izy, dia nanontaniany hoe: –Mahita ve ianao?


Dia nametrahan’i Jesoa tanana fanindroany ny masony; ary nahiratry ralehilahy ny masony ka sitrana, ary dia nazava tsara no nahitany ny zavatra rehetra.


Nahita ireo i Gahala ka nanao tamin’i Zebola hoe: –Jereonao fa misy tafika midina avy ao an-tampon-kavoana. Dia novalian’i Zebola hoe: –Tsia fa aloky ny havoana no heverinao ho olona!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra