Marka 7:36 - DIEM PROTESTANTA36 Dia namepetra ny olona teo i Jesoa tsy hitantara na amin’iza na amin’iza; kanefa arakaraka ny nameperan’i Jesoa azy no vao mainka koa nampielezany izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201136 Ary nandrara ny olona teo Jesosy mba tsy hilaza na amin’iza na amin’iza; kanefa na dia norarany aza ireo dia vao mainka nampiely izany bebe kokoa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 Dia namepetra ny olona teo i Jesoa tsy hitantara na amin’iza na amin’iza; kanefa arakaraka ny nameperan’i Jesoa azy no vao mainka koa nampielezany izany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika36 Ary norarany ny olona tsy hilazalaza izany na amin’iza na amin’iza; fa araka ny nandraràny azy ireo no vao mainka nampielezany izany kokoa aza; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy36 Ary nandrara ny olona teo Jesosy mba tsy hilazalaza na amin’iza na amin’iza; fa na dia norarany aza izy, dia vao mainka nampiely izany bebe kokoa. Jereo ny tokoMalagasy Bible36 Ary nandrara ny olona teo Jesosy mba tsy hilazalaza na amin'iza na amin'iza; fa na dia norarany aza izy, dia vao mainka nampiely izany bebe kokoa. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache36 Ary nandrara ny olona teo Jesosy mba tsy hilaza na amin’iza na amin’iza; kanefa na dia norarany aza ireo dia vao mainka nampiely izany bebe kokoa. Jereo ny toko |