Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 7:32 - DIEM PROTESTANTA

32 Dia nisy lehilahy sady marenina no raiki-dela, nentin’ny olona ho eo aminy ary niangaviany Azy hametrahany tanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

32 Ary nisy marenina sady raiki-dela iray noentin’olona teo Aminy ka niangavy Azy izy ireo mba hametra-tanana aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 Dia nisy lehilahy sady marenina no raiki-dela, nentin’ny olona ho eo aminy ary niangaviany Azy hametrahany tanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

32 Tao dia nisy lehilahy anankiray sady marenina no moana nentin’izy ireo teo aminy sy nangatahiny mba hametrahany tanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

32 Ary nisy marenina sady raiki-dela anankiray nentiny tany aminy, ka nangataka taminy ireo mba hametrahany tànana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

32 Ary nisy marenina sady raiki-dela anankiray nentiny tany aminy, ka nangataka taminy ireo mba hametrahany tanana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

32 Ary nisy marenina sady raiki-dela iray noentin’olona teo Aminy ka niangavy Azy izy ireo mba hametra-tanana aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 7:32
4 Rohy Ifampitohizana  

sady niangavy azy mafy nanao hoe: –Eo ambavahoanan’ny fahafatesana ny zanako vavy; koa tongava hametra-tanana aminy, dia ho sitrana izy ka ho velona.


Ary niaraka tamin’izay dia nisokatra ny sofin-dralehilahy ary nivaha ny fatoran’ny lelany, ka afaka niteny tsara izy.


Sendra nandroaka demony mampahamoana tamin’izay i Jesoa. Nony tafavoaka ilay demony, dia niteny ilay moana ka talanjona ny vahoaka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra