Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 7:30 - DIEM PROTESTANTA

30 Ary rehefa niala teo ravehivavy ka tonga tany an-tranony, dia nahita ny zanany matory tsara eo am-pandriana, efa nialan’ny demony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Ary rehefa tonga tany an-tranony Ravehivavy dia hitany nandry teo ambonin’ny farafara ny zanany vavy, ary ny demonia dia efa niala taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Ary rehefa niala teo ravehivavy ka tonga tany an-tranony, dia nahita ny zanany matory tsara eo am-pandriana, efa nialan’ny demony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

30 Nony tonga tany an-tranony izy, dia nahita ny zananivavy nandry teo am-parafara fa efa nialan’ny demony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Ary raha tonga tao an-tranony ravehivavy, dia hitany nandry teo ambonin’ny farafara ny zanani-vavy, ary ny demonia efa nivoaka taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Ary raha tonga tao an-tranony ravehivavy, dia hitany nandry teo ambonin'ny farafara ny zananivavy, ary ny demonia efa nivoaka taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

30 Ary rehefa tonga tany an-tranony Ravehivavy dia hitany nandry teo ambonin’ny farafara ny zanany vavy, ary ny demonia dia efa niala taminy.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 7:30
4 Rohy Ifampitohizana  

Dia hoy i Jesoa taminy: –Izany no teninao, ka dia modia fa efa niala tamin’ny zanakao ny demony.


Dia niala tao amin’ny faritanin’i Tiro i Jesoa ka nandalo tany Sidôna ary niverina teo amin’ny farihin’i Galilea, rehefa avy namakivaky ny faritany atao hoe Dekapôly.


Izay manota dia avy amin’ny devoly, satria ny devoly dia mpanota hatrany am-boalohany. Ary ny anton’ny nisehoan’ilay Zanak’Andriamanitra, dia ny handrava ny asan’ny devoly.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra