Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 6:29 - DIEM PROTESTANTA

29 Nandre izany ny mpianatr’i Jôhany, ka tonga naka ny fatiny ary nandevina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Rehefa nandre izany ny mpianatr’i Jaona dia tonga ka naka ny fatiny ary nandevina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Nandre izany ny mpianatr’i Jôhany, ka tonga naka ny fatiny ary nandevina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

29 Nony nandre izany ny mpianany, dia tonga naka ny fatiny ka nandevina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Ary rehefa nandre izany ny mpianany, dia tonga ka naka ny faty ary nandevina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 Ary rehefa nandre izany ny mpianany, dia tonga ka naka ny faty ary nandevina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

29 Rehefa nandre izany ny mpianatr’i Jaona dia tonga ka naka ny fatiny ary nandevina azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 6:29
7 Rohy Ifampitohizana  

Dia tao an-Tanànan’i Davida niaraka tamin’ireo mpanjaka nodimandry izy no nalevina satria nanao soa teo amin’i Israely ary koa tamin’Andriamanitra sy ny tempoliny.


Tonga kosa ny mpianatr’i Jôhany, ka naka ny faty sy nandevina azy, ary lasa nilaza tamin’i Jesoa ny zava-nitranga.


Nentiny an-dovia ny lohan’i Jôhany ka nomeny an-drazazavavy; ary razazavavy kosa nanome azy an-dreniny.


Ary dia niverina teo amin’i Jesoa ireo apôstôly nitantara taminy izay rehetra nataony sy nampianariny.


Nisy kosa mpivavaka tsara nandevina an’i Stefàna sady nisaona azy fatratra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra