Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 6:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Fa hoy i Jôhany tamin’i Herôda: –Tsy azonao atao ny maka ny vadin’ny rahalahinao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 I Jaona dia efa nilaza tamin’i Heroda hoe: Tsy azonao atao ny maka ny vadin’ny rahalahinao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Fa hoy i Jôhany tamin’i Herôda: –Tsy azonao atao ny maka ny vadin’ny rahalahinao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Satria i Joany nanao taminy hoe: «Tsy mahazo manam-bady ny vadin-drahalahinao ianao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Fa Jaona efa nilaza tamin’i Heroda hoe: Diso hianao, raha manambady ny vadin’ny rahalahinao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Fa Jaona efa nilaza tamin'i Heroda hoe: Diso ianao, raha manambady ny vadin'ny rahalahinao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 I Jaona dia efa nilaza tamin’i Heroda hoe: Tsy azonao atao ny maka ny vadin’ny rahalahinao.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 6:18
8 Rohy Ifampitohizana  

Fa hoy i Mikaià hoe: –Velona ny TOMPO, ka mianiana aho fa izay lazain’ny TOMPO amiko ihany no hambarako.


«Aza miray amin’ny vadin-drahalahinao, fa manala baràka ny rahalahinao izany.


«Raha misy lehilahy maka ny vadin-drahalahiny, dia zavatra mamoafady izany; noho io lehilahy io nanala baràka ny rahalahiny, dia samy ho momba izy roroa.


Dia nororan-dry zareo Izy ary nalainy ilay volotara ka nikapohany ny lohany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra