Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 6:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Demony maro no noroahiny ary marary maro no nohosorany diloilo ka nositraniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Ary demonia maro no noroahiny; ary nohosorany diloilo ny marary maro ka nositraniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Demony maro no noroahiny ary marary maro no nohosorany diloilo ka nositraniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 sy nandroaka demony maro, ary nanosotra diloilo ny marary betsaka sy nanasitrana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ary demonia maro no navoakany; ary nohosorany diloilo ny marary maro ka nositraniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ary demonia maro no navoakany; ary nohosorany diloilo ny marary maro ka nositraniny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Ary demonia* maro no noroahiny; ary nohosorany diloilo ny marary maro ka nositraniny.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 6:13
4 Rohy Ifampitohizana  

Ary niely eran’i Siria manontolo ny lazany, ka nentin’ny olona teo aminy avokoa izay mety ho marary ianjadian’ny aretina sy fanaintainana isan-karazany, dia ny azon’ny demony sy ny mararin’ny androbe ary ny malemy ka nositraniny avokoa.


Dia nantsoiny hankeo aminy ny 12 lahy ary nirahiny tsiroaroa ka nomeny fahefana handroaka ny fanahy maloto.


Faly tokoa ny 72 lahy raha niverina sady nanao hoe: –Tompo ô, nanaiky anay na dia ireo demony aza rehefa nodidianay tamin’ny anaranao!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra