Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 5:39 - DIEM PROTESTANTA

39 Koa sady niditra tao an-trano i Jesoa no niteny tamin’ireo olona tao nanao hoe: –Nahoana ianareo no misomaritaka sy mitomany tahaka izao? Tsy maty akory ny zaza, fa matory!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

39 Rehefa niditra Izy dia niteny taminy hoe: Nahoana ianareo no mikorontana sy mitomany? Tsy maty Razazavavy fa matory.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

39 Koa sady niditra tao an-trano i Jesoa no niteny tamin’ireo olona tao nanao hoe: –Nahoana ianareo no misomaritaka sy mitomany tahaka izao? Tsy maty akory ny zaza, fa matory!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

39 Ary niditra Izy ka niteny tamin’ireo hoe: «Nahoana ianareo no mitabataba sy mitomany? Tsy maty razazavavy, fa matory.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

39 Ary rehefa niditra Izy, dia niteny taminy hoe: Nahoana hianareo no mitabataba sy mitomany? Tsy maty razazavavy, fa matory.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

39 Ary rehefa niditra Izy, dia niteny taminy hoe: Nahoana ianareo no mitabataba sy mitomany? Tsy maty razazavavy, fa matory.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

39 Rehefa niditra Izy dia niteny taminy hoe: Nahoana ianareo no mikorontana sy mitomany? Tsy maty Razazavavy fa matory.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 5:39
9 Rohy Ifampitohizana  

Ary olona marobe izay matory ao amin’ny vovoka ao am-pasana no hifoha: ny sasany ho amin’ny fiainana mandrakizay ary ny sasany ho amin’ny henatra sy ny zava-mahatsiravina mandrakizay.


dia nanao hoe: –Mialà ianareo! Tsy maty akory razazavavy fa matory! Dia nihomehezan’ny olona i Jesoa.


Nankao an-tranon’ilay lehiben’ny sinagôga izy efa-mianaka, ary hitan’i Jesoa ireto olona misomaritaka sy mitomany ary mikiakiaka.


Dia nihomehezan’ny olona i Jesoa; nefa noroahiny any alatrano izy rehetra ka ny ray aman-drenin-jaza sy ireo mpianatra niaraka taminy no nentiny nankao amin’ny toerana nisy ny zaza.


Dia nidina i Paoly ary niondrika teo aminy sy nitrotro azy ka nanao hoe: –Aza manahy fa velona izy!


Izany no mampisy ny marary sy farofy betsaka eo aminareo ary maro aza no maty.


Maty ho antsika i Kristy, mba hahatonga antsika hiara-miaina aminy, na mbola velona aina isika na efa maty, amin’ny andro hiaviany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra