Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 5:28 - DIEM PROTESTANTA

28 fa hoy mantsy izy: «Na dia ny lambany ihany aza no voakasiko, dia ho sitrana aho.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Fa hoy izy: Na dia ny fitafiany ihany aza no voakasiko dia ho sitrana aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 fa hoy mantsy izy: «Na dia ny lambany ihany aza no voakasiko, dia ho sitrana aho.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

28 fa hoy izy: «Na dia ny fitafiany ihany aza no voakasiko, dia ho sitrana aho.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 Fa hoy izy: Na dia ny fitafiany ihany aza no voatendriko, dia ho sitrana aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Fa hoy izy: Na dia ny fitafiany ihany aza no voatendriko, dia ho sitrana aho.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 5:28
2 Rohy Ifampitohizana  

Nandre ny amin’i Jesoa ravehivavy, dia lasa nifanjevo tamin’ny vahoaka avy tao ivoho, ka nikasika ny lamban’i Jesoa


Dia ritra niaraka tamin’izay ny loharanon’aretiny, ka tsapany tao amin’ny tenany fa sitrana tsy nandeha ra intsony izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra