Marka 5:22 - DIEM PROTESTANTA22 Dia avy ny anankiray tamin’ireo lehiben’ny sinagôga, atao hoe Jaîro; raha vao nahita an’i Jesoa izy, dia niankohoka teo an-tongony Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Dia avy ny mpanapaka ny sinagoga iray, Jairo no anarany. Rehefa nahita an’i Jesosy izy dia niankohoka teo an-tongony Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Dia avy ny anankiray tamin’ireo lehiben’ny sinagôga, atao hoe Jaîro; raha vao nahita an’i Jesoa izy, dia niankohoka teo an-tongony Jereo ny tokoBaiboly Katolika22 Dia avy ny anankiray amin’ny lehiben’ny sinagoga atao hoe Jaira, ka nony nahita Azy dia niankohoka tamin’ny tongony izy, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Dia avy ny anankiray tamin’ny mpanapaka ny synagoga, Jaïro no anarany; ary rehefa nahita an’i Jesosy izy, dia niankohoka teo amin’ny tongony Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Dia avy ny anankiray tamin'ny mpanapaka ny synagoga, Jairo no anarany; ary rehefa nahita an'i Jesosy izy, dia niankohoka teo amin'ny tongony Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Dia avy ny mpanapaka ny sinagoga* iray, Jairo no anarany. Rehefa nahita an’i Jesosy izy dia niankohoka teo an-tongony Jereo ny toko |